Nanao fanambarana noho ny fetin’ny asa, ny 1 mey teo, ny filoha Rajoelina Andry. Nambarany fa miaraka manangana ny firenena ao anatin’ny herim-po sy ny fitiavana ary mitondra anjara biriky amin’ny fanorenana sy fampandrosoana ny firenena isika. “Mankasitraka ny ezaka sy ny fanoloran-tenan’ny tsirairay izahay”, hoy izy. Miharatsy hatrany ny […]
Mois : mai 2025
Vinavinan’ny Ceni : faran’ny mey ny hamerenana ny fifidianana
Nambaran’ny eo anivon’ny Ceni fa efa namolavola tetiandro hanatanterahana ny famerenana ny fifidianana ben’ny Tanàna izy ireo. Mbola mitaky fepetra anefa ny hanaovana izany. Novinavinain’ity rafitra mikarakara sy mpanomana fifidianana ity fa tokony hotanterahina ny faran’ny volana mey any ho any ny famerenana ny fifidianana ben’ny Tanàna. Efa miomana ny […]
Tsy hita be ihany!
Anisan’ny hanamarika ny faran’ity herinandro ity ny fivoahan’ny filohan’ny Repoblika amin’ny fahanginany ka hitafany amin’ny vahoaka malagasy. Tsy mbola misy mipika aloha ny ho vontoatin-dresaka fa ny azo ambara, efa maromaro ny lohahevitra azo vinavinaina. Betsaka rahateo ny vaovao mila fanampim-panazavana amin’ny fitondram-panjakana izay tarihiny. Tsy sanatrian’ny vava anefa […]
Tafa amin’ny vahoaka Malagasy ; Hanazava ny raharaham-pirenena ny filoha Rajoelina Andry
Hitafa mivantana amin’ny vahoaka malagasy ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, rahampitso alahady. Tombanana fa anisan’ny hambarany amin’izany ny momba ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny. Anisan’ny mety hitondrany fanazavana bebe kokoa ny momba ireo Nosy manodidina “Iles Eparses”. Zary niteraka resabe ny momba ny fifandroritana eo amin’i Frantsa sy i Madagasikara, indrindra […]




