Mois : mai 2025

Un message d’unité

Il y a des prises de parole qui tombent à pic. Celle du président de l’Assemblée nationale, Justin Tokely, fait partie de ces interventions qui dissipent les nuages et rassurent les troupes. Alors que des rumeurs persistent, notamment par le biais de quelques élus de l’opposition évoquant une possible motion […]

TSELATRA

Tovolahy iray 17 taona tratra nangalatra fiara miisa roa teny Talata Volonondry, omaly tamin’ny 2 ora maraina. Novakiany sy nosokafany tsirairay ireo fiara, nataony “contre-attaque” ary natosiny mora. Mbola saika hangalatra bateriana fiara Mercedes-Benz iray teny an-toerana izy saingy henon’ny mpiambina. Nandositra tany amin’ny toerana nisy ireo fiara saika hangalariny […]

Nanindrona antsy in-13: Lehilahy voasambotra tetsy Ampitatafika

Voasambotry ny mpitandro filaminana eo anivon’ny zandrimaria Ampitatafika, ilay lehilahy nanindroana antsy ny sakaizany teo aloha, ny zoma 23 mey tolakandro teo. “Naha­ray loharanom-baovao izahay zandary eto an-toerana fa mihaodihaody ety io lehilahy io”, hoy ny fanazavan’ny lehiben’ny tobim-paritra Ampita­tafika. Nidina ifotony tamin’ny toerana voalaza ho nisitri­han’io lehilahy namoahan’ny polisy […]

Tsaralalàna : Lehilahy 66 taona namoy ny ainy

Nitsirara tamin’ny tany, tsy niverina intsony ny ain’ny raim-pianakaviana iray 66 taona tetsy Tsaralalàna, omaly tolakandro. Nitambotsotra tampoka io lehilahy lehibe io. Niezaka namonjy azy ireo nanatri-maso teo amin’ny manodidina. Namoy ny ainy anefa izy. Nahitana karapanondrom-pirenena teny amin’ io tra-doza io. Mponina avy any Ambatondrazaka izy, raha ny voalaza […]