Mois : juin 2025

Ralambomahay Toavina : “Politika ihany no ahazoana manova ny firenena”

Mihamahazo vahana ny hoe tsy miankina na mahaleo tena eo amin’ny tontolo politika amin’izao. Aiza ny mpanao politika? Na ny fanaovana politika… Maneho ny fijeriny ny mpitahiry volan’ny antoko Humaniste et écologiste sady filoha lefitry ny Filankevitry ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, Ralambomahay Toavina”. Dini­dinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny fanaovana […]

« Carte blanche » : Fampirantiana kanto malala-dohahevitra

Mpanakanto 10, karazan-kanto 10. Nosafidian’ny fikambanana Artistes Malgaches hitondra ny kanto marolafy mandritra ny fampirantiana « Carte blanche », hotontosaina eny amin’ny Maison sociale des arts Ambatovinaky izy ireo, ny 14 hatramin’ny 28 jona ho avy izao. Sandrine Andria (mpikirakira lamba), Ampe­lagie (mpaka sary), Men­drika Ratsima (mpanakanto maro­lafy), Beool Natsanganana­hary (mpanao hosodoko), […]

TARATRY ny KANTO

Hiverina indray ny hiragasy goavambe, ao amin’ny Kianjan’ny Hiragasy Ampefiloha. Hifanandrina, ny alahady 15 jona ho avy izao, ry Randrianasolo Betsi­leo Zanany sy Ramaroson Amparimanga. Hanom­boka amin’ny 10 ora maraina ka mandra-paharivan’ny andro toy ny mahazatra izany. Hivoaka ny zoma 13 jona izao ny « Raolom­belona ». Fampiaraham-peon’i Tongue Nat sy Mash­manjaka […]

Mpikabary : Mila mandalina teny malagasy

Amin’ny ankapobeny, mbola ahenoina lesoka goavana be ny tontolon’ny kabary. Hita amin’ny fihetsiky ny mpikabary sasany. Heno amin’ny fomba famoahany fehezanteny fa manao tsian­jery. « Miala fondro, miala salohy fito tompoko » ! Inona ny fondro ? Inona ny salohy fito ? Sady tsy hainy no tsy fantatr’ilay mpikabary ny heviny. « Ny fitiavana va re […]

Ratsy fototra : Mitsingilaila ny Malagasy sy ny momba azy manontolo

Firenena tatsinanana ny Malagasy. Fatra-panaja ny momba azy… Fahiny, nisongadina tsara izany. Ankehitriny, miha marivo ny fototra hany ka mitsingevana avokoa ny fiarahamonina manontolo. Na tsy nanana sy tsy nahay nanoratra aza ny Malagasy. Nitoetra ha­trany kosa ireo « vato namelan-kafatra ». Olona afaka niambina sy nitandrina ny fomba amam-panao, ny fady, […]