Zara raha tapakandro sisa ny fotoana ahazoana ny herinaratry ny Jirama, izany hoe, mihodina 50%. Mitotaly adiny 10 hatramin’ny 12 ora isan’andro ny delestazy. Tapaka manomboka amin’ny 7 hatramin’ny 11 ora maraina (adiny 3), amin’ny 3-6 ora (ora 3), amin’ny 10 alina -3 maraina (ora 5). Izany hoe, zara raha […]
Mois : juin 2025
EPP Ivato : Nisitraka dabilio vita amin’ny fako plastika
Ao anatin’ny fandraisana andraikitra ara-tsosialy (RSE) sy ho fikajiana ny tontolo iainana ary ho fanatsarana ny fanabeazana eto Madagasikara, nisitraka dabilio vita amin’ ny fako plastika voahodina ny EPP Ivato Base, omaly. Fiaraha-miasa telo sosona avy amin’ny Andao Company, Total Energies ary Ravinala Airports no nahazoana ny vokatra. Tanjona ny […]
Vavan’ny samy manana
Hiakatra kianja indray anio ny governemanta sy ny depiote. Amin’ny 10 ora maraina no voalaza fa haneno ny lakolosy ho fanombohan’ny fifanatrehana amin’ny minisitra sy ireo mpanao lalàna… Haharitra roa andro ny fihaonana hoenti-mifanadina izay vita tao anatin’ny herintaona nihaonana farany. Asa, hanao ahoana ny ho fizotry ny lalao […]
50 taona ny Fofifa : Hikaroka masomboly vary, vaovao, efatra sahaza ny toe-tany
Misehatra amin’ny fikarohana masomboly ny Fofifa nandritra ny 50 taona. Tanjona manaraka napetrany ny hamorona masomboly vary miisa 4 mahatanty haintany. Fotoan-dehibe ho an’ny Foibe fikarohana momba ny fambolena (Fofifa), omaly. Notokanana ny tsangambato faha-50 taona sy ny efitrano malalaka “Amphi Théâtre” eny Ampandrianomby. Lohahevitra amin’ity jobily volamena ity ny […]




