Nanamarika ny fitsidihana nataon’ny filoham-pirenena slovenianina teto Madagasikara ny fitsidihany ny toby Akamasoa an’ny Père Pedro, omaly. Nifanindran-dalana tamin’izay ny fitokanana sekoly teny Bemasoandro. Nohamafisin’ny filohan’ny Repoblika malagasy, nandritra ireo, ny fankasitrahany ny ezaka ataon’ity pretra ity sy ny mpanabe ao aminy. Izay nolazainy fa tsy mikely soroka tokoa amin’ny […]
Mois : juin 2025
Fitoriana eny amin’ny “Cybercriminalité”: Mihenjan-droa ny tady eo amin’ny Ceni sy ny Sénat
Mihenjana ny tady eo amin’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana sy ny Antenimierandoholona. Ny fitoriana ilay filoha lefitry ny Ceni, Andriamalazaray Andoniaina eny amin’ny brigady misahana ny heloka ana habaka no fototr’izany. Mafampana ny toe-draharaha! Nampiaka-peo ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène, notronin’ ireo mpikamban’ny Vaomieram-pifidianana, omaly, tetsy Alarobia. Melohin’izy ireo […]
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 04 06 2025 )
Faritra Atsimo Andrefana : « Ho fitaratra amin’ny fampandrosoana”, hoy ny governora Tovondrainy Ranoelson Edally
Anisan’ny fifaninanana masina ahazoana ny tanàna madio eto Madagasikara ny faritra Atsimo Andrefana. Mifanaraka amin’izay, ny famitana ny toky nomen’ny filohan’ny Repoblika mba hitsohan’ny rivo-pampandrosoana avy any Atsimo. Mizara ny fomba fijeriny ny governora Tovondrainy Ranoelson Edally. Gazety Taratra (*): Taorian’ny fandalovan’ny filohan’ ny Repoblika, Rajoelina Andry, tompoko, inona no […]
TARATRY ny KANTO
Nahemotra ny 10 jona, ny fara-fandraisana ireo video ho an’izay handray anjara amin’ny fifaninanana “Tafan-gilita”. Natao ho an’ireo mpitendry gitara tsy mbola malaza, kanefa mahafehy izany izy ity. Aorian’io daty io, hiroso amin’ny dingana voalohany ireo mpitsara, hamoaka ny anaran’ireo 50 hiatrika ny dingana manaraka. Ambara amin’izay ihany koa ny […]




