Feno 190 taona (1835 – 2025) amin’ity taona ity ny nahavitana ny fandikana ny Baiboly. Fironana ankehitriny efa taona vitsivitsy izay ny famoronana voambolana vaovao. Ny famoronana anefa tsy tokony hitarika any amin’ny fanadinoana ireo voambolana efa nisy. Hotontosaina ny alarobia 11 jona izao, amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro, […]
Mois : juin 2025
Tanora Masina Itaosy : 30 mahery ny hira horenesina
Alahadin’ny Pantekosta, 8 jona ho avy izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro. Hanatanteraka seho lehibe ao amin’ny FLM Ambohimasina Itaosy ny Tanora Masina Itaosy (TMI). Fantatra fa tsy ho latsaky ny hira 30 no horenesin’ny mpijery amin’io fotoana io. Anisan’ny mampiavaka ny TMI ilay fahaizana mampifandrindra ny feo […]
“Iray volan’ny teny malagasy” : Nivoaka ny “Ndao hahitsy ny diso” sy ny “Alô hianatra fitenim-paritry”
Boky roa, hanampy ny fampiasana ny teny malagasy andavanandro. Ireo no tsangambaton’ny fanamarihana ny “Iray volan’ny teny malagasy”, navoakan’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera. Mampiasa amin’ny tokony ho izy ny teny malagasy ve isika? Ny tsirairay no samy mamaly izany any an’eritreriny any… Fa ny azo antoka aloha dia tsy […]
VAOVAO TAMBATRA
Tafakatra 16% na koa 602 tapitrisa dolara ny fampiasam-bola vahiny (IDE) teto Madagasikara, ny taona 2024. Niakatra io taha io raha oharina ny tamin’ ny taona 2023 izay 519 tapitrisa dolara. Anisan’ireo mahasarika ireo mpampiasa vola vahiny eto amintsika ny sehatry ny fambolena, ny fizahantany, ny angovo, ny teknolojia ary […]
Tetikasa GEF6-AMP : Hatao Faritra arovana AMTP ny Nosy Boraha
Natao sonia, ny 2 jona teo, ny fifanarahana amin’ny hanaovana ho Faritra arovana an-tanety sy an-dranomasina ny Nosy Sainte -Marie na Nosy Boraha, antsoina AMTP Sorkay. Mitotaly 265 000 ha ny velaran-tany sy ranomasina voafaritry ny AMTP Sorkay. Anisan’ny mampiavaka ny Nosy Boraha, ny toerana fitomboan’ny taranaka trozona misy trafony […]




