Alors que de nombreux projets de loi sont actuellement soumis à l’examen des commissions des deux Chambres du Parlement, une question se pose, celle de la légitimité des lois adoptées, au-delà de leur stricte légalité. En effet, si la conformité des textes à la procédure parlementaire ne fait aucun doute, […]
Mois : juin 2025
Madagascar – Slovénie: un partenariat renforcé pour la transition énergétique
La visite d’Etat de la présidente slovène, Nataša Pirc Musar, a scellé une nouvelle ère de coopération entre Madagascar et la Slovénie, avec un accent particulier sur la transition énergétique. Hier, au palais d’Etat d’Iavoloha, deux accords ont été signés. Le premier institue un dialogue régulier entre les deux nations, […]
FANTINA sy FINTINA
Nahitsy ny depiote Rajerison Antoine manolona izao fahatapahan-jiro izao. Nambarany fa efa tena famonoana ny toekarena anatiny mihitsy izao zava-misy izao. Tsy mahavaha olana intsony ny mpanatanteraka. Toa tsy misy mijery, tsy misy miresaka, akory. “Mametraha fialana rehefa tsy vita intsony fa aza atao an’izao ny vahoaka”, hoy izy. Nisolo […]
Minisitry ny Raharaham-bahiny: “Mametraka fiaraha-miasa ny fifanarahana lasitra”
“Fifanarahana eo amin’ny firenena roa tonta no natao. Mba hahazoana mametraka fiaraha-miasa eo amin’ny lafiny fifanakalozana amin’ny alalan’ny fivoriana izany. Karazana fifanarahana lasitra ihany anefa”. Io ny fanazavan’ ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika, teny Iavoloha, omaly, ny amin’ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’i Slovénie sy i Madagasikara ao anatin’ny fitsidihana ara-panjakana […]
Mamirifiry, mampangirifiry
Tena efa latsaka anatin’ny vanim-potoana mangatsiaka tanteraka ny eto an-dRenivohitra, amin’izao fotoana izao. Tena efa mamotsifotsin’ny fanala ny bozaka aman’ahitra eny ankalamanjana rehetra eny. Sanatria, efa hivadika ho lagilasy mihitsy amin’ny faritra sasantsasany. Tena mamirifiry, mipaka amin’ny taolana, ara-bakiteny ny hatsiaka. Mila mitandrina ny olona marefo sy izay taizan’aretina. […]




