Notanterahina omaly, tao amin’ny sekoly Polytéchnique d’Antananarivo ao Vontovorona, ny fihaonambe iraisam-pirenena 2025 notarihin’ny Mesupres. Hetsika nasionaly mikendry ny hanamafy ny fiaraha-miasa eo amin’ny Oniversite eto Madagasikara manoloana ny olan’ny kalitao, ny haivao ary ny fanavaozana izy ity. Miompana amin’ny lohahevitra “Ny sampanan’ny fikarohana sy ny fanavaozana hoentina hanatsarana ny […]
Mois : juillet 2025
INDRAY MIJERY
Nisitraka herinaratra sy jiro ny CSB II Ambatofotsy (distrikan’Ikongo). Efa tonga soa amam-tsara any an-toerana ny kojakoja sy ny fitaovana (panneaux solaires, batterie…) hamokarana ny angovo ary efa any koa ireo teknisianina hanatanteraka ny fametrahana izany. Vinavinaina ho vita amin’ny volana aogositra ny asa. Herinaratra azo avy amin’ny herin’ny masoandro […]
«Foara Trano» : Miara-miasa ny fanjakana sy ny tsy miankina
Fahombiazana raha ny fanombanana ny hetsika “Foara trano” natao tetsy Mahamasina, ny herinandro teo, niarahana tamin’ny sekreteram-panjakana miadidy ny Tanàna vaovao sy ny trano fonenana (SENVH), niahy ny hetsika. Nambaran’ny sekreteram-panjakana, Andriamahazosoa Gérard, fa laharam-pahamehana ny fiarahana miasa amin’ny sehatra tsy miankina satria manampy sy mamorona ny fanomezana trano ho […]
Bakalorea : Nisy diso ny laza adina, ratsy ny naoty ho an’ny taranja Fizika
Nanomboka ny alatsinainy lasa teo ny fitsarana ny taratasim-panadinana ho an’ny fanadinana bakalorea. Taorian’ny fivoriana nataon’ny Commission d’entente, niroso amin’ny asa ny mpitsara. Nandritra ny andro voalohany, nisy ny fimenomenonana avy amin’ireo mpitsara ny taranja Histo-geo sy Malagasy satria tapaka ny herinaratra tao amin‘ny Conaco médecine ka jiro amin’ny finday […]
SOMBIM-BAOVAO
Efa tonga any Tanzanie, omaly, tamin’ny efatra maraina ny delegasionina Barea de Madagasikara A’, hiatrika ny Chan any Tanzanie, Ouganda ary Kenya, araka ny vaovao voaray avy any an-toerana. Ny atoandro teo ihany moa izy ireo dia efa niatrika ny fanazaran-tena. Tsara ny mampahatsiahy fa i Mauritanie no mpifanandrina voalohany […]




