Mois : juillet 2025

Filoha Rajoelina Andry : “Isika tsy naman’izay mitondra ratsy”

Nihaona tamin’ny vahoakan’i Sainte Marie ny filoha Rajoelina Andry, omaly, nialoha ny nanatanterahana ny filankevitry ny ministra tany an-toerana. Nambarany fa miaraka amin’ny vahoaka hatrany ny tenany. “Tapatapaka ny jiro, tsy ampy ny herinaratra. Izay no mahatonga antsika hoe, ankehitriny, zava-dehibe goavana: vitantsika ihany koa ny “parc solaire 1 Mgw”, […]