Mois : juillet 2025

Fiara nifandona : Mpivaro-mandeha maty voahitsaka

Nitrangana lozam-pifamoivoizana namoizana ain’olona iray tany Andranomadio Antsirabe, afakomaly alina, tamin’ny 9 ora sy 45 mn. Niseho teo amin’ny Jirama, PK 00, lalam-pirenena fahafito, ny loza. Lehilahy iray 57 taona, mpivarotra soya mandehandeha, manan-janaka enina, io niharam-boina io. Avy any andrefana handeha hiatsinanana tamin’ny lalam-pirenena RN7, ny fiara VW Crafter […]

Poa-basy teny Ampitatafika : Jiolahy roa lahy maty voatifitra

Ravan’ny zandary ny tambajotran-jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana teto an-dRenivohitra, ny alin’ny alakamisy 03 jolay teo. Roa lahy karohina. Nirefodrefotra ny basy nanomboka teny Am­pasika hatrany Ampi­tatafika, ny alin’ny alakamisy 3 jolay teo. Jiolahy iray voasambotry ny mpitandro filaminana taorian’ny angom-baovao marim-pototra, io afakomaly io, tamin’ny 10 ora maraina. Nikasa hanao […]

Basket 3X3 – Tournoi international Runball 2025: le Team Antananarivo débute contre La Réunion Espoirs        

L’équipe masculine de Madagascar de basket-ball 3X3, portant le nom « Antananarivo », débutera son match de groupe au tournoi international « Runball 2025 », ce week-end contre l’équipe hôte, La Réunion Espoirs (9h25). Elle enchaînera contre l’USA Orlando (11h50) avant de terminer à 14h contre la Martinique. Match marathon. Le Team d’Antananarivo participe […]