Notanterahina tamin’ity herinandro ity, tao amin’ny EPP Mahamasina, ny fiofanana ho fampiharana ny teknikam-pambolena Pfumvudza iarahan’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena sy ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana miasa. Tanjona ny hampahaleo tena ireo sekolim-panjakana manana fampisakafoana an-tsekoly amin’ny alalan’io teknikam-pambolena io. Teny Andakana no natao ny fampiharana ny fiofanana mahakasika ny tekinikam-pambolena […]
Mois : juillet 2025
Hetsika iarahana amin’ny ZRK: Hampiditra tanora an-jatony hiasa ireo Call Center
Hotanterahina etsy amin’ny Alliance Française Andavamamba, ny 7 hatramin’ny 9 jolay izao ny “Salon de la rélation client et des centres d”appels”. Hisy fandraisana mpiasa avy hatrany amin’izany. Miditra amin’ny hetsika andiany voalohany ny tomponandraikitra. Nambaran’ny mpikarakaraka amin’ny alalan’ny ZRK Evenement, Zina Rakotoseheno, tetsy amin’ny foiben’ny Skiillz, Water Front Ambodivona, […]
Miavaka ny ENS Toamasina: Manofana mpanabe ho an’ny préscolaire
Miavaka amin’ireo sekoly ambony hafa ny ENS Toamasina amin’ny famaliana ny filan’ny fampianarana sy ny fanabeazana amin’izao vaninandro izao. Manofana mpanabe sy ho mpampianatra amin’ny ambatonga rehetra manomboka any amin’ny kilonga (petite enfance) ka hatrany amin’ny oniversite ny sekoly ambony. Manome fanofanana mitohy (formation continue) ahazoana mari-pahaizana ho an’ireo izay […]
ENS Toamasina : Manofana ho mpanabe sy mpiasam-panjakana amin’ny sehatra marolafy
Sekolim-panjakana ny ENS Toamasina toy ny any amin’ny oniversite hafa. Eo ambany fiahian’ny fanjakana ary manofana ho mpiasam-panjakana hiantsehatra amin’ny sehatra marolafy. Mamolavola manampahaizana hiantsehatra any amin’ireo minisitera samihafa ka anisan’ny tsinjovina manokana ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Toeram-panofanana ho mpampianatra sy ho mpanabe ny Ecole Normale. Niandoha tamin’ny fanofanana ireo ho […]
TARATRY ny KANTO
« Kôzy tolo-tanana », etsy amin’ny La Teinturerie Ampasanimalo. Hatao ny alahady 6 Jolay izao ity hetsika fanehoana firaisankinan’ny mpanakanto ity, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Hifandimby an-tsehatra mandritra izany ry Silo, Olo Blacky, Jah Roots, Naday, Rebl & H Man, sns. Ny Jamerla Koonaktion no mikarakara ny hetsika. Ady hiragasy goavana, […]




