Taorian’ny seho maro notanterahina tany amin’ny Nosy La Réunion, hotanterahina eto Madagasikara ny filalaovana manontolo ilay teatra « La ferme ». Fampisehoana hiarahana amin’ny Compagnie Miangaly Théâtre, hotanterahina eny amin’ny Espace culturel Kolomahaolona, Ampitatafika, ny sabotsy 2 aogositra 2025, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. « La ferme » niarahan’i Bini Josoa sy Gad Bensalem […]
Mois : juillet 2025
Seho any ivelany : Efa any Maorisy ry Zook Davids
Raikitra… Hisy ny seho! Tonga any amin’ny Nosy Maorisy ny tarika Zook Davids. Hotanterahina ny alahady 27 jolay izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany, ao amin’ny Saint-Jean, Port Louis, ilay fampisehoana lehibe hiarahana amin-dry zareo. Tahaka ny mahazatra, ho maimaimpoana, tsy hisy vidim-pidirana, ity seho ity. « Na ankizy, na […]
“Génération 2000”: Mandalo eto an-tanindrazana i Joy K
Nantsoina manokana. Nitana ny teny nomena, ka tonga eto an-tanindrazana, hanatontosa ilay seho “Génération 2000” i Joy K. Hiray sehatra amin’ireo indray nihira aminy izy mandritra izany. “Tena hoe hanenjika ity fampisehoana ity fotsiny aloha no handalovako amin’ity. Efa nampanantena aho tamin’ny taon-dasa fa hiezaka ny hiverina tsy ho ela”, […]
FANTINA sy FINTINA
Nahitsy ny mpisolovava ny fianakavian’ireo namoy ny ainy, amin’ny “Raharaha Ambohimalaza”, ny Me Rafidison Eric. Nambarany fa lasa mampitombo ny marina tsy fantatry ny vahoaka ny lazain’ireo manampahefana. “Mbola tsy nahafantatra ilay singa nahatonga ny famosaviana isika. Angatahina ny hivoahan’ny tena marina”, hoy izy. Nambaran’ny loholona Lalatiana Rakotondrazafy, fa tsy […]
Fitantanana ny fananantany : Nankasitrahin’ny Banky iraisam-pirenena ny MFFT
Mandalo eto Madagasikara ireo iraka manokana ara-teknika eo anivon’ny Banky iraisam-pirenena. Noraisin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina, tetsy Anosy izy ireo, omaly. Voaresaky ny roa tonta ny fizotry ny fanadihadiana momba ireo tetikasa atao mba hahafahana mametraka paikady eo amin’ny fananantany. Nohazavain’ny minisitra tamin’ireto […]




