Nitsidika ireo kaominina telo manodidina ny Faritra arovana any Alaotra: ny any Morarano Amparihitsokatra, Mangalahala Ambandrika ary Amparihimpony Ambohidava, ny fitantanam-paritra, Dredd Alaotra-Mangoro, ny 29 jolay hatramin’ny 2 aogositra teo. Nentanina ny fokonolona manoloana ny ady atao amin’ny doro tanety sy doro ala ary ny doro zetra. Nasongadina fa manana […]
Mois : août 2025
Fehin-kevitra “SIW Sadc” : Hafainganina ny fisitrahan’ny mpikambana ny tsenam-paritra
Vita ny “Herinandron’ny indostrian’ny Sadc”. Nohamafisina ny fiaraha-miasa sy ny fisitrahana ny tombontsoa indostrialy ao anatin’ny tsenam-paritra. Niara-nikarakara ny “Herinandron’ny indostrian’ny Sadc (SIW 2005)” natao ny 28 aogosistra hatramin’ny 2 aogositra teo, teny amin’ny Novotel Alarobia, ny governemanta malagasy, ny Tonia mpanatanteraka anivon’ny Sadc ary ny Filankevitry ny Sadc. Lohahevitra […]
INDRAY MIJERY
Any am-pialana sasatra ny ankizy amin’izao fotoana izao. Tsara ampahafantarina azy ireny ihany ny fomban-tany sy ny fady, ireo toerana mety ahitan-doza, mba tsy hitera-boina. Na fefena mihitsy isorohana ny mety ho fahavoazana. Ilaina hatrany ny fanaraha-maso akaiky ny ankizy. Nanamarika ny hanajana ny marquage au sol, ho fandrindrana ny […]
Oniversiten’Antananarivo – «Salon de l’étudiant» : Hanokatra lalana ho an’ny tanora
Hotanterahina ny 11 sy 12 septambra izao, eny amin’ny Esplanade Ankatso, Oniversiten’Antananarivo, ny « Salon de l’étudiant ». Fotoana hisokafan’ny oniversite amin’ireo mpianatra vao afa-panadinana na ireo mbola mitady lalam-piofanana tiana harahina. Amin’izany no hampahafantarana ireo karazana lalam-piofanana misy eny an-toerana, ao anatin’ireo fakiolte marobe. Torohevitra momba ny fisafidianana ny fianarana, tolotra […]
Tetikasa « Za Mahasaky » : Fantatra ireo tanora 12 sangany
Tanora 12 mianadahy, avy amin’ny faritra 6, manerana ny Nosy nahavita fandresen-dahatra amina lohahevitra mazava nosafidiany no voafantina tamin’ilay tetikasa «Za Mahasaky». Tsiahivina fa fandefasana horonantsary fohy na tononkalo na slam no nanaovana fifaninanana. Lohahevitra 5 no nanaovana safidy ka nifantoka tamin’ny fandresen-dahatra ny olom-pirenena izany. Anisan’izany ny fampahafantarana ny […]




