Le gouvernement malgache a officialisé les modalités de participation aux élections sénatoriales prévues le 11 décembre 2025, à travers un décret adopté en Conseil de gouvernement le 9 septembre. Le montant de la caution est revu à la hausse par rapport aux dernières sénatoriales de 2020 et passe de 15 […]
Mois : septembre 2025
Ravina raketa : Avadika ho hoditra sy ahazoana sakafo
Mitondra tombontsoa maro ho an’ny mponina any amin’ny faritra atsimon’i Nosy ny fanodinana ny vokatra raketa. Ahavitana hoditra sy ahazoana sakafo maro samihafa izany. Manomboka mikaroka zava-baovao amin’ny alalan’ny akora misy eto Madagasikara ny tanora malagasy. Anisan’ny mahavita mamadika ny raketa ho lasa hoditra, na Cuire végétale, i Betina Bruno, […]
VAOVAO TAMBATRA
Hanomboka, afaka herinandro, ny fitaterana manokana ireo milina ho an’ny tobim-pamokarana herinaratra 105 W avy any Toamasina mankeny Ambohimanambola. Efa vita ny asa nataon’ny minisiteran’ny Asa vaventy hanamafisana ireo tetezana miisa 13 amin’ny lalam-pirenena faha-2. Voalaza fa mahazaka tsara ireo milina milanja 60 t sy 70 t ny iray, ireo […]
Airtel Madagasikara : Tafapetraka ny VoLTE
Mampiasa teknolojia vaovao ny orinasa Airtel Madagasikara. Ampiasaina voalohany eto amintsika ny fitaovana VoLTE (Voice over LTE), ampiasaina amin’ny fifampiresahana amin’ny finday. Mampiavaka azy, azo atao ny mifampiresaka amin’ny finday, mazava tsara ny feo (HD), amin’ny alalan’ny tanjaka 4G. Na eo am-piresahana aza, azo atao ny manao zavatra hafa anaty […]
Tetikasa GAS : Hapetraka ny sekoly maitso
Hatao sekoly filamatra ny CEG Nanisana. Natao sonia teny an-toerana, ny zoma 12 septambra teo, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd) sy ny fikambanana Green for Healthy of Madagascar (GHM). Mifantoka amin’ny fametrahana sekoly maitso ny fifanarahana, amin’ny alalan’ny tetikasa “Green Action School […]




