Tontosa araka ny tokony ho izy, ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafo Mahamasina, ny fifaninanana “Muay Thai Tournament 2”, nokarakarain’ny klioban’ny Gisl (Grande île sports loisirs). Ady 25 no nitranga ary tena nahitana teknika avo lenta, araka ny nambaran’ny mpikarakara, Maître Razanajatovo Gildas. Nohamafisiny fa hisy fivoarana ny […]
Mois : septembre 2025
Antsiranampasika – Toamasina : Lehilahy voadaroka tao an-tranony
Raha somary tsy henoheno firy ny asan-jiolahy amin’ny alalan’ny fanafihana mitam-piadiana mahery vaika, fomba fiady hafa indray no ampiasain’ny andian-jiolahy ao Toamasina, amin’izao. Manao andiany maro tsy latsaky ny 10 na 15 izy ireo ary mirongo antsy sy vy maranitra. Manampy trotraka ny fampiasany karazana akora mampatory na manempotra ny […]
Échecs- Mada : Tompondaka i Christiana sy i Zakariasy
Fifaninanana eo amin’ny taranja Échecs efa fanao isan-taona ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, eo amin’ny sokajy vehivavy sy Vétérans. Tontosa ny faran’ny herinandro teo izany, teny amin’ny CGM Analakely. Mpifaninana 40 no nandray anjara nandritra izany, ka 22 ny teo amin’ny sokajy vehivavy ary 18 kosa ny teo amin’ny sokajy […]
INDRAY MIJERY
Tafapetraka soa aman-tsara ny Chef d’antenne vaovao ao amin’ny fitaleavam-paritry ny Asa, fampanananasa sy ny asam-panjakana, ao Diana. Maneho ny fanamafisana ny fisian’ny fanjakana any an-toerana ary koa ny fanatsarana ny tolotra ho an’ny mponina sy ireo orinasa izany. Miompana betsaka amin’ny lafiny fizahantany ny any Nosy- be ary ilaina […]
Analanjirofo : Nohavaozina ny drafitrasa hiatrehana ny rivodoza
Vita ny atrikasa nanavaozana ny drafi-piatrehana ny vanim-potoam-pahavaratra 2025-2026 ho fitantanana tandindon-doza sy ny loza ho an’ny faritra Analanjirofo. Tamin’izany no nahafahan’ny mpiantsehatra nanao jery todika ny asa natao rehetra nandritra ny fiatrehana ny fandalovan’ny rivodoza nifanesy tany amin’iny faritra iny. Anisan’ny faritra lasibatra matetika amin’ny rivodoza ny any an-toerana […]




