Nihaona ny minisitry ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa, Rasoloarisoa Marie Marceline, sy ny solontena avy ao amin’ny Agence internationale de recrutement Canadienne (AIRC), omaly. Niompana tamin’ny fanamafisana ny fanofanana arakasa ho an’ny tanora sy ny mpiasa ny fihaonana. Teo koa ny fanombanana ny fahaiza-manaon’ireo mpianatra sy mpiasa eny […]
Mois : septembre 2025
Fampivoarana ny vehivavy : Maro ny ezaka vitan’i Madagasikara
Miatrika ny fivoriambe Beijing+30 ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Razafinjato Aurélie, miaraka amin’ireo mpikambana ao amin’ny governemanta sasantsasany. Rahampitso no handray anjara amin’ny fihaonambe ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry. Omaly, nivoy ny ezaka amin’ny fanomezana sehatra ny vehivavy amin’ny lafiny maro mba hitondra fampandrosoana ny minisitry ny Mponina, nandritra […]
VAOVAO TAMBATRA
Araka ny fikarohana natao omaly, nasiana fanamboarana ny lalana maro ao an-tampon-tanànan’i Mahajanga. Maherin’ny folo kilometatra ny lalana namboarina tao amin’ity renivohitra ity. Nanova tanteraka ny endriky ny tanàna ny asa fanamboarana, izay manatsara hatrany koa ny fivezivezena ao an-toerana. Nanatanteraka asa fampiofanana tany amin’ny kaominina Ambohimena, faritra Diana, ny […]
Madagasikara sy Frantsa: Tetikasa marolafy vita sonia
Nifarana ny zoma lasa teo, teny amin’ny Novotel Alarobia, ny fihaonambe faha-3 momba ny fitsinjaram-pahefana ifotony, niarahan’i Madagasikara sy i Frantsa. Nandritra ity roa andro nanaovana fifanakalozan-kevitra sy fifampizarana traikefa ity, fantatra izao fa tetikasa maro no vita sonia. Anisan’izany ny taratasy faniriana hanangana fiaraha-miasa ara-pitantanana ifotony eo amin’ny Kaominina […]
Toliara II : Nahazo fitaovana vaovao ny mpanjono
Nisitraka fitaovana vaovao avy amin’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB) ireo fikambanan’ny mpanjono miisa dimy ao amin’ny distrikan’i Toliara II, faritra Atsimo Andrefana, araka ny vaovao hita omaly. Lakana vita amin’ny “fibre de verre” misy motera no natolotra azy ireo. Natao hitsidihana sy hitsirihana ny ranomasina ny fomba […]




