Hier, sous le soleil romain, Madagascar a écrit une page d’histoire éclatante aux championnats du monde de pétanque 2025. Dans l’arène brûlante de la capitale italienne, les tireurs et pointeurs malgaches ont fait trembler la planète boule, décrochant quatre podiums sur cinq possibles, dont un titre historique en doublette mixte. […]
Mois : septembre 2025
FANTINA sy FINTINA
Manomboka izao, afa-mifampiraharaha mivantana amin’ny Faritra any ivelany ny vondrombahoakam-paritra eto Madagasikara, araka ny nambaran’ny governoran’ny Faritra Sofia, ny jeneraly Lylison René de Rolland, teny Ivandry, ny faran’ny herinandro teo. Nefa tsy maintsy mampahafantatra ny minisitra mpiahy mba hahazoana manao fanaraha-maso. Nanao fitsidihana fanaovam-beloma ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rasata Rafaravavitafika, […]
Minisitra Andriantsitohaina Naina :”Hohatsaraina ny fifanarahana momba ny fitsinjaram-pahefana”
“Be dia be ny fifanarahana natao nandritra izay fotoana izay. Maro ny kaominina sy faritra nisitraka an’izay asa fampandrosoana izay. Mila hatsaraina izany, indrindra hosokafana amin’ny kaominina sy faritra hafa izay fifanarahana amin’ireo faritra sy kaominina any Frantsa izay”. Io ny nambaran’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, […]
Vao manomboka izao…
Mampikaikaika sy mampiferotra aina ny maro amin’ izao ny fahatapahan-jiro tsy misy farany. Mandra-pahoviana ? Toy izany koa ny fahasahiranana amin’ny fisitrahana rano araka ny tokony ho izy. Ao anatin’ny hafanana be vao ifampitadiavana rano? Saika izay hatrany… Misy manomboka milaza sahady fa vao manomboka io. Mihasarotra sy mihamafy… […]
Faha-30 taon’ny PAMJ any Etazonia : Nahazo fanasana manokana ny filoha Rajoelina Andry
Hanamarika ny faha-30 taonany ny alakamisy ho avy izao ny Fandaharanasa iraisam-pirenena ho an’ny tanora na ny Programme d’action mondial pour la jeunesse. Hotanterahina any New York ny fotoam-pankalazana. Nahazo fanasana manokana amin’izany ny filoham-pirenena, Rajoelina Andry. Nahazo fanasana manokana amin’ny fankalazana ny faha-30 taon’ ny Fandaharanasa maneran-tany ho an’ny […]




