Mois : octobre 2025

Filohan’ny Bad : 105 miliara dolara hamoronana asa ho an’ny tanora

Tonga any Washington, ny 13 oktobra teo, ny filohan’ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (Bad), Sidi Ould Tah. Nivory niaraka tamin’ny Vaomiera fakan-kevitra, mahakasika ny asa ao amin’ny Banky iraisam-pirenena. Nodinihina manokana ny anjara vola ho an’i Afri­ka entina hampiroboroboana ny asa ho an’ny tanora. Nambaran’i Sidi Ould Tah fa […]

INDRAY MIJERY

Mikarakara fakan-kevitra ny ofisim-pirenena momba ny asa sy ny fanofanana arakasa mahakasika ny karazan’asa mahaliana ny tanora. Misy, araka izany, ny fanontaniana ilam-baliny hahafahan’ny tanora rehetra mandray anjara araka ny salan-taona avy hilazana ny nofinofiny amin’ny sehatry ny asa. Nilaza ny CHUGob fa ireo marary mila fitsaboana tena maika ihany […]

Mpanazava sy Tily : Nisokatra ny taom- panabeazana

Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny FJKM Tranovato Faravohitra, ny fanokafana  tamin’ny fomba ofisialy ny taom-panabeazana vaovao 2025 – 2026 ny Mpanazava sy Tily eto Madagasikara (MTEM). Taom-panabeazana feno fanamby kokoa ho an’ny fikambanana noho ny zava-misy iainan’ny firenena malagasy ankehitriny. Lanonana ara-pomba skoto natrehin’ireo mpanabe mandrafitra ny ekipa […]

Sendikàn’ny mpanara-maso ny asa : Mila averina ny politikan’ny fampananana asa

Amin’izao fotoana izao, misy ny fampandehanan-draharaha eny amin’ny inspection du travail. Mandalo eny avokoa ny fanomezan-dalana momba ny firosoana amin’ny “chômage teknika”, araka ny lalàna. Betsaka ireo mpanara-maso ny asa mandamina manoloana ny fahaverezana asa vokatry ny fandrombana. Mitady vahaolana miaraka amin’ny mpampiasa simba fihariana koa izy ireo. Miaro ny […]