Mois : octobre 2025

Fiofanana Fiba Afrika: Malagasy mpitsara telo afa-panadinana

Namoaka ny anaran’ireo mpitsara afrikanina nahomby tamin’ny fiofanana ny eo anivon’ny Fiba Afrika. Malagasy mpitsara telo, ahitana an-dRabemananjara Mbolamena, Son of Man Sunshine Cynthia Anastasie ary Rakotonirina Lantomananarivony Aina Redjany, no afaka tamin’ny fanadinana ka nahazo ny mari-pahaizana Niveau 1. Tsiahivina fa mpitsara efatra no niatrika ny fiofanana ho an’i […]

« Grand Trail de la Réunion » ; Hifaninana amin’ireo atleta 300 i Sidonie

Hanana solontena amin’ny « Grand Trail de la Réunion » i Madagasikara. Hiaro ny voninahi-pirenena amin’izany Randrianarivelo Sidonie, atletan’ny AS Fanalamanga. Nanome fankaherezana sy tohana ho azy ny orinasa hoentin’ny miatrika izany fifaninanana goavana izany. Hanainga anio, hiatrika ny « Grand Trail de la Réunion » hatao ny 16 oktobra ho avy izao Ran­drianarivelo […]

OJM : Handray fepetra amin’ireo mpisandoka

Mitohy ny fampitandre­man’ny eo anivon’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM) manoloana ireo misoloky sy misandoka izany asa izany. Nambaran’ny filohany, i Mo­nica Rasoloarison tetsy Ambohidahy fa anisan’ny fepetra horaisina ny fanesorana ny mari-pamantarana azy ireny «Brassard» sy ireo marika hisandohana fa mpanao gazety. «Tsy azo idiran’olon-kafa ity asa ity ary […]

Firosoana amin’ny fanelanelanana : Miantso ny tsy hifampi­han­tsiana ny FFKM

Namoaka fanambarana amin’ny firosoan’ny fa­nelanelanana ny eo anivon’ny FFKM, omaly. Ma­nahy sakana amin’izany anefa izy raha tsy tanteraka ny fepetra tokony harahina. «Efa miroso amin’ny fanelanelanana amin’ireo ankolafin-kery samihafa ny FFKM izao. Tsy ho tontosa anefa izany raha tsy misy fitoniana», hoy izy ireo. Nanaovan’ireo filoham-piangonana antso avo ny rehetra […]

VAOVAO TAMBATRA

Miverina amin’ny laoniny tsikelikely ny fiharian’ireo mpivarotra sy mpitatitra, omaly. Ny maraina ihany anefa no ahitana izany fa voaelingelina indray ny tolakandro, indrindra ny eny amin’ny manodidina an’i Mahamasina, Anosy, Anosibe, sns. Mihavitsy ny taxi-be satria tsy azo andehanana ny eo Analakely, manomboka amin’ny 10 ora maraina. Vitsy ihany koa […]