Mois : octobre 2025

Esplanade Ankatso: assemblée générale du Seces ce jour

Ce jour à 11h, l’Espla­nade d’Ankatso sera le théâtre d’une mobilisation inédite. Une grande assemblée générale, sera organisée sur les lieux par le Syndicat des enseignants-chercheurs et chercheurs-enseignants de l’enseignement supérieur (Seces). A travers ce rassemblement hautement symbolique, ces acteurs du savoir entendent exprimer leur solidarité et leur engagement envers […]

Cambodge: 21 Malgaches victimes d’un réseau de traite des êtres humains

Victimes d’une fausse promesse embauche au Cambodge, 21 jeunes Malgaches ont été réduits à l’esclavage numérique. Aujourd’hui, ils appellent à l’aide depuis un commissariat cambodgien, à bout de forces et sans ressource. Une vingtaine de Mal­ga­ches ont vécu l’enfer au Cambodge. At­tirés par une promesse d’emploi à l’étranger, 24 ressortissants […]

Hetsika an-dalambe: Mitsabo ireo maratra ny Farmasianina

Nanambara ny eo anivon’ny Holafitry ny farmasianina fa tsy afaka ny hitazam-potsiny izy ireo manoloana ny maratra rehetra noho ny zava-mitranga eto amin’ny firenena, amin’ izao fotoana izao. « Mivondrona tanteraka izahay izao ary manangona ny kely voatsirambin’ny tànana entina hanampiana amin’ny fitsaboana ny marary sy ny maratra rehetra », hoy izy […]

Fampidirana am-ponja…: Nandiso ireo vaovao niely ny fitsarana

Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana, manoloana ireo vaovao maro samihafa, iniana aparitaka. Nandiso tanteraka izany izy ireo. « Tsy marina velively ny fi­lazana fa notazonina vonji­maika kanefa tsy noraisin’ny mpandraharahan’ny fonja ireo mpianatra nanao fihetsike­tsehana teny an-dalambe », hoy ny fanambarana, nivoaka omaly. Nanterin’izy ireo koa fa misy amin’ireo mpianatra […]

Analamanga : Nofoanana ny « Couvre-feu »

Namoaka didim-pitondrana, omaly, ny prefektiora’ny polisin’ Antananarivo fa foana ny tsy fahazoana mivezivezy amin’ ny alina, “Couvre feu”, ho an’ny faritra Analamanga. Fanapahan-kevitra noraisina tao aorian’ny nahitana fa efa miverina tsikelikely ny fandriampahalemana eto amin’ny faritra Analamanga, raha ny voalazan’ny didim-pitondrana. Efa nivaha ary nofoanana tahaka izany koa ny « Cou­vre-feu » […]