Mois : octobre 2025

Nouveau gouvernement: une annonce imminente

A l’occasion de sa rencontre avec le corps diplomatique, hier à Iavoloha, le président de la Refondation de la République, le colonel Michaël Randrianirina a souhaité que les membres du gouvernement Herintsalama Rajaonarivelo, soient nommés dans les prochains jours. Imminente. La nomination des ministres du gouvernement, Herin­tsalama Rajaonarivelo se fera […]

Fizarana ny « Prize Money » : Mangataka ny fampitsaharana ny resabe ny Barea

Namoaka fanambarana ny solontenan’ny mpilalaon’ny Barea sy ny mpanazatra, Rako­tondrabe Romuald Felix na Coach Rôrô, omaly, tao amin’ ny tambajotran-tseraseran’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). Nilaza izy ireo fa tokony hitsahatra ny resabe mahakasika ny “Prize Money” an’ny “Chan 2024”. Efa nisy ny fifandaminana teo amin’izy ireo sy ny FMF. […]

SOMBIM-BAOVAO

Hanatanteraka lalao ara-pirahalahiana eny amin’ny Kianjan’ny CFFA Iavoloha, anio amin’ny 10 ora maraina, ny CFFA Andoharanofotsy sy ny COSPN Analamanga. Ity fifanandrinana ity izay tafiditra amin’ny fanomanana sahady ny fiadiana ny ho tom­pondakan’i Madagasikara PFL sy ny Diviziona faharoa nasionaly. Araka ny fikarohana natao, nanavao ny fifanarahana miaraka amin’ny Inter […]

Tae-kwon-do WT : Lany ho filoha i Choue

Tontosa tany Wuxi, Chine, omaly, ny fivoriamben’ny Fede­ra­sionina iraisam-pirenen’ny Tae-kwon-do WT. Fotoana nanatanterahina ny fifidianana izay ho filoha hitantana indray ity rafitra voalohany maneran-tany ity. Voafidy hitondra izany mandritra ny efa-taona indray i Choue Chung-Won, 78 taona. Taom-piasana fahafito ho azy izany. Kandidà tsy nisy mpifanandrina izy tamin’ity. Nahazo vato […]

Fifidianana eo anivon’ny tsipy kanetibe : Mampiaka-peo ireo filohana klioba 20 eto Analamanga

Tsy mitovy fomba fijery amin’ny Federasionina malagasin’ny tsipy kanetibe (FSBM) ireo mpitantana klioba ato anatin’ny ligim-paritra Analamanga. Tsy manaiky ny lalàm-pifidianana manome vahana ny FSBM izy ireo ka mitaky ny hanovana izany, hisian’ny fifidianana madio sy mangarahara. Namory ny mpanao ga­zety tetsy Antani­na­re­nina, omaly, ireo filohana klioba amin’ny tsipy kanetibe […]