Toliara a ouvert la voie en lançant la bataille contre le harcèlement sexuel dans le milieu universitaire. L’initiative, reprise depuis par le ministère de l’Enseignement supérieur, marque une avancée importante pour le respect des droits et la dignité. C’est une victoire à saluer. Mais à côté de ce combat légitime, […]
Mois : novembre 2025
Urgences et priorités: Six ministères sous pression
Le ministre de la Santé publique, Dr Monira Managna, le ministre de l’Education nationale, Elys Karena Hanitriniana, le ministre de l’Energie et des hydrocarbures, Ny Ando Jurice Ralitera, le ministre de l’Eau et de l’assainissement Minosoa Razafindrianiana , le ministre de l’Intérieur et de la décentralisation, Hanitra Velonjara Tiaray Rakotonandrasana […]
TSELATRA
Olona roa namoy ny ainy teny amin’ny RN7 noho ny lozam-pifamoivoizana. Fiara 4*4 iray nifandona tamin’ny fiara fitateram-bahoaka teo Ampitatafika, Antanifotsy, omaly maraina. Avy aty Antananarivo hihazo an’Ambatolampy ilay fiara fitateram-bahoaka. Niditra ny lalana somary miholaka ny roa tonta, tsy nifankahita ka izao nifandona izao. Maty tsy tra-drano ny mpandeha […]
Fihinanana antsantsa: Telo namoy ny ainy, 12 manaraka fitsaboana
Olona 15 tratran’ny fahapoizinana ara-tsakafo tany amin’ny fokontany Analovana, kaominina ambanivohitr’i Fanambana, distrikan’i Vohemar, ny faran’ny herinandro teo. Tafakatra telo ireo olona maty vokatr’izany, hatramin’izao, raha ny tatitra voaray avy any an-toerana. 12 ireo mbola manaraka fitsaboana any anivon’ny hopitaly Salfa. Raha ny fanazavana voaray avy any an-toerana, nihinana antsantsa […]
MPAMILY nahafaty olona roa: Nahazo sazy mihantona herintaona
Nivoaka omaly, teny anivon’ny fitsarana Anosy, ny didy momba ny mpamily fiara Mazda nandona ka nahafaty olona roa nitaingina moto teny Andraharo, ny 26 janoary lasa teo. Nampiaka-peo ny fianakavian’ireo namoy ny ainy tamin’io fotoana io, taorian’ny didim-pitsarana nivoaka. Nosazian’ny fitsarana higadra herintaona sazy mihantona ny mpamilin’ny fiara nahavanon-doza. Tsy […]




