“Mandrara ny fivoahana an’i Madagasikara ho an’ireo olom-panjakana ambony, miisa 34 teo anivon’ny fitondrana teo aloha, ny didy fanapahana, lah. 286 noraisin’ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, ny 31 oktobra 2025.” Io ny fampahalalam-baovao avy amin’ny minisiteran’ny Fitsarana, ny faran’ny herinandro teo, momba ireo olom-panjakana ambony teo amin’ny fitondrana […]
Mois : novembre 2025
Tsy moramora fa maromaro
Fanavaozana, fanovana, fanorenana ifotony… Izany no malaza amin’izao? Amin’izay tenenina sy atao io. Hatraiza? Miara-dalana ho azy amin’izany ny hoe fifanatonana, fifampiresahana, fifanarahana… Fanovana ilaina koa izay. Mila amolahan-tena, ifampitaizana, ampitoerina… Tsy efa lasa ny zavatra taloha? Na efa tsy lasa koa fa tsy nahombiazana, tsy nifampitokisana, nanotrika alahelo anaty… […]
Sampam-pitsikilovana malagasy (CIS) : Nahatratra basy dimy, vola 2 miliara Ariary
Nilaza ny tale jeneralin’ny CIS, afakomaly, fa nahatratra 2 miliara Ariary sy basy dimy izy ireo. Saika hoenti-mamono ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Mickaël izany, raha ny voalaza. “Tsy kilalao io, fa tena sangy mihoatra ny loha”, hoy ny tale jeneralin’ny Central intelligence service (CIS), ny contrôleur général de Police […]
Sanni Mpihiragasy (Tarika Rasamoelison Andohavary
Lake Village : Nomena an’ireo mpianatry ny Oniversite
Natolotry ny Fiadidian’ ny Fanavaozan’ny Repoblikan’i Madagasikara, izay tarihan’ny Filoha Kolonely Randrianirina Michaël, sy ny misiteran’ny Fanajariana ny Tany ho an’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa tamin’ny alalan’ny Filohan’ny Oniverisiten’ Antananarivo omaly, ireo trano “Lake Village Ivato”, etsy Tsarasaotra. Mpianatry ny Oniverisite miisa 700 mahery eo no hapetraka […]




