Nidina ny vidin-tsolika eto Madagasikara mandritra ny volana novambra, nijanona tamin’ny vidin’ny teo aloha kosa ny litatry ny lasantsy. Nahitam-piovana indray ny vidin-tsolika ho an’ny volana novambra. Voatazona tamin’ny vidiny tamin’ny volana oktobra ny vidin’ny lasantsy eny amin’ny toby famatsiana mandritra ity volana ity. Nihena kosa ny vidin’ny gazoala sy […]
Mois : novembre 2025
INDRAY MIJERY
Handraisana fepetra na iza na iza ireo minia manototra tany, hoy ny minisitry ny Fanajariana ny tany sy ny raharahan-tany, jeneraly Lylison. Tsy hisy intsony ny fanotofana tany manomboka izao. Nitsidihina ny “station de pompage” an’ny Apipa teny Ambodimita ihany koa izy ka hita nandritra izany fa ny roa amin’ireo […]
Toamasina : Harenina haingana ny fefiloha Farafaty
Tsy niandry ela ny fanjakana fa avy hatrany dia nijery ny olan’ny rano tao Toamasina, ny faran’ny herinandro teo. Tapaka ny fefiloha Farafaty ny alakamisy alina, ka niteraka fahatapahan-drano tao Toamasina. Nidina avy hatrany nitondra vahaolana vonjimaika ny ekipan’ny minisiteran’ny Rano sy fahadiovana ary fidiovana izay notarihin’ny minisitra niaraka tamin’ireo […]
Rivotra maloto : Mampirongatra aretina maro
Mijanona ho ambony ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo raha ny tomban’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro. Avo 7 heny raha oharina amin’ny fenitra nasionaly sy ny fetran’ny OMS ny refy voaray. Raha ny mandrafitra ny toetry ny andro no jerena, dia vinavinaina hijanona ho ambony hatrany ny tahan’ny […]
Oniversiten’Antananarivo : Nandraisana fepetra ireo fotodrafitrasa tsy ara-dalàna
Noravaina ireo fotodrafitrasa miorina tsy ara-dalàna eny amin’ny oniversiten’Antananarivo. Mitohy ny fanadiovana ary tsy tokony hanavahana. Nidina avy hatrany nandray ny andraikitra manoloana ny fanorenana fotodrafitrasa tsy ara-dalàna eny amin’ny oniversiten’Antananarivo ny tomponandraikitra ao amin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa. Niarahana tamin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny fanatanterahana izany. […]




