Mois : novembre 2025

FANTINA sy FINTINA

Tezitra mafy ny depiote « Del kely » tao amin’ ny fandaharana Miara-manonja, omaly. Nambarany fa manao be fiavy miverina anaty fitondrana ny olon’ireo mpitondra teo aloha. « Tsy nitolona ho an’ny Mapar sy ny forongony no natao ka hamerina ireo olona ireo… Tsy toerana no nitolomako fa foto-kevitra. Azo esorina amin’ny toerana aho », […]

Jly Ravelonarivo angelo: Nesorina tsy ho prefen’Antananarivo

Voatendry ho prefen’ny Polisy Antananarivo, Rajafetra Abraham Setraniaina Solo­manjaka, araka ny filankevitry ny minisitra teny Iavoloha, afakomaly, nampitain’ny eo anivon’ny Fiadidiana ny Fana­vaozana ny Repoblika, omaly. Araka izany, nesorina amin’ny toerany ny Jly Ravelonarivo Angelo, izay efa nifona ampahibemaso tamin’ny tsy fanokafana an’Ambohijatovo nanomboka ny 25 septambra. Vao mainka nampitombo […]

Manomboka sahady?

  Nahoraka tato ho ato ny karazana fifamelezana fantsy ataon’ny samy mpanao politika. Tsy afapo tamin’ny fanesorana ny mpitondra teo aloha ny sasany, fa mitady ny hifanipaka an-karona sahady. Mahavariana ny mihaino ny fifamaliana tsy mivantana ataon’ireo noheverina ho mpitari-tolona amin’ny alalan’ny haino aman-jery. Ny laha­teny imasom-bahoaka izany dia efa […]

Politikan’ny fitsitsiana : Anjaran’ny minisitera ny mitokana zava-bita

Anisan’ny nivoitra tamin’ny filankevitry ny minisitra afakomaly, teny Iavoloha, ny hampiharan’ny fitondram-panja­kana ny politikan’ny fitsitsiana, manomboka izao. «Tsy voatery hiandry ny filohan’ny Fana­vaozana ny Repo­blika avokoa ny fitokanana sy ny fanombohana tetikasa eny ifotony na any amin’ny faritra », araka ny tatitry ny filankevitry ny minisitra, afako­maly, teny Iavoloha. Tafiditra amin’ny […]