Mois : janvier 2026

Diplaomasia : Misokatra amin’ny fiaraha-miasa i Madagasikara

“Misokatra amin’ny fiaraha-miasa i Madagasikara ao anatin’ny fifanarahana madio sy tsy misy fitsabahana”. Io no tenin’ny filohan’ny Fanavao­zana ny Repoblikan’i Madaga­si­kara, ny kolonely Randri­anirina Michaël, tamin’ny fiarahabana azy sy ireo mpanolotsaina avo nataon’ny vondron’ny ambasadaoro vahiny miasa eto Madagasikara, teny amin’ny Lapam-panjakana Ia­voloha, ny faran’ny herinandro teo. Saika nahatonga solon­tena […]

Tokony hihavao kosa…

  Hatramin’izao, tsy hita firy izay fanavaozana amin’ny fomba fanaovana politika. Misy ny mampiteny ny moana. Na mampitampim-bava izay tokony hiteny… Na iza na iza eo amin’ny fitondrana, tsy mety aminy avokoa. Eny, na inona na inona atao. Izy ihany no mahalala izay mety sy mahasoa ny firenena. Na hany […]

Ady amin’ny tsimatimanota : Niverina any am-ponja ny depiote Ramanatanana Roméo

Taoriian’ny fifampidinihana teo aminy sy ny minisitry ny Fitsarana, niverina anya m-ponja ny depiote voafidy tao Soavinandriana, Ramanatanana Roméo. Voarohirohy amin’ny trafikana sokatra ity farany. Tsy afa-bela… Niverina any amin’ny fonjaben’­ Antanimora (?) fa tsy Tsiafahy, ny faran’ny herinandro teo, ny depiote tsy mian­kina voafidy tany distrikan’i Soa­vinandriana, Faritra Itasy, […]