Mois : janvier 2026

Ambohimanga Rova: Lehilahy hita faty

Hitan’ny fokonolona vao maraina ny vatana mangatsia­kan’ny lehilahy iray, teny Ambodisiarivo, kaominina Ambo­himanga Rova, omaly maraina. Nanao akanjo tsara io olona io saingy tsy nisy taratasy nahafahan’ny tomponandraikitra namantarana azy, tamin’ny fotoana nahitana azy. Tsy maty noho ny vono olona io lehilahy io, araka ny fanambaran’ny kaomandin’ny tobim-paritra Ambohimanga. «Nilaza […]

Akon’ny faran’ny taona: Olona roa namoy ny ainy, 235 naiditra hopitaly

Tsy nieren-doza ny fetin’ny faran’ny taona sy taombaovao. Olona roa namoy ny ainy, 235 naratra teny amin’ny HjRA. Tafakatra 16 kosa ny lozam-pifamoivoizana voaisan’ny polisy. Olona roa namoy ny ainy ary olona 235 nandalo fizaham-pahasalamana ny alin’ny 31 desambra sy ny 1 janoary teo, araka ny loharanom-baovao teny anivon’ny hopitaly […]

Madagascar Paralympic Committee: l’Assemblée générale élective programmée le 23 janvier

Le Madagascar Paralympic Committee (MPC) tiendra son Assemblée générale élective le 23 janvier à Antanana­rivo, marquant la fin du mandat de l’actuelle équipe dirigeante. A ce stade, Rajaofetrison Dimbiniaina, président du club COSAHP, est le seul candidat officiellement déclaré et ayant déjà déposé son dossier de candidature. La tenue de […]