Miandry aloha. Nambaran’ny minisitry ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, Rakotonandrasana Velonjara Tiaray, fa misy fepetra ny firosoana amin’ny fifidianana ireo ho lehiben’ny fokontany. « Tena ilaina fitoniana izany vao hotanterahina. Miankina amin’ny zava-misy », hoy izy. Nanteriny fa efa vonona hiroso amin’izany ny eo anivon’ny minisitera tantaniny amin’ny andraikitra tandrify azy. Na […]
Mois : janvier 2026
Tsy mahazo miverina
Anisan’ny nampanontany tena ny maro tamin’ny hetsi-bahoaka ny amin’ny fiverimberenan’ny krizy politika: tsy mahafa-bela, tsy mampandroso, mampahantra… Anton’ny fanavaozana ifotony. Mila fiaingana vaovao. Mba tsy ny eo ihany no haverina na miverimberina amin’ ny rafitra, lalàna, fomba fiasa… Izay no efa nahavoa sy nahasasatry ny miarina hatramin’izay; eny, na […]
Fiaraha-miasa : Hanohana ny fikaonandoham-pirenena ny Frankofonia
Nihaona tany Paris ny herinandro teo ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Razanamahasoa Christine sy ny sekretera jeneralin’ny Frankofonia (OIF). Nivoitra tamin’ny izany ny dinika momba ny raharaham-pirenena. Nanamafy indray ny fanohanany an’i Madagasikara ny « Organisation internationale de la Francophonie – OIF) ». Nambaran’ny sekretera jeneralin’ny Frankofonia, Louise Mushikiwabo miara-dalana amintsika ho amin’ny […]




