Mois : janvier 2026

Asa fanaovan-gazety : Natsangana ny komity hisolo ny OJM

Natsangana, omaly, ny komity vonjimaika hi­solo toerana ny Hola­fitry ny mpanao gazety (CTOJM), taorian’ny nahataperan’ny fe-potoam-piasan’ireo birao. Na­joro izany hialana amin’ny fahabangan-toerana. Miisa 18 ireo fikambanana mpanao gazety nivory nanapaka izany. Hiantoka ny hitohizan’ny asa ny CTOJM mandra-pahatongan’ny fifidianana. Tapitra rahateo ny fe-po­toam-piasan’ny  biraon’ny OJM. Nambaran’ireo nivory tamin’izany fa natsangana io […]

Concert classique de midi : Hiaka-tsehatra ny AMI Choir

Tafiditra ao anatin’ny andiany faha-165 ny « Concert classique de midi ». Hiaka-tsehatra etsy amin’ny Institut français de Madagascar (IFM) Analakely ny AMI Choir, ny talata 27 janoary, manomboka amin’ny 1 ora atoandro ka hatramin’ny 2 ora tolakandro. Fampisehoana karakarain’ny Madagascar Mozarteum ho fampahalalana sy fampitiavana ary fampivelarana ny mozika klasika. Anisan’ny […]

Nate Tex : “Za”, rakikira mitantara fiainana…

Taona maro taty aorian’ny vokatra voalohany, tontosa ny rakikira faharoan’i Nate Tex. Hampahafantariny an-tsehatra ny “Za”. “Tena Zava-dehibe loatra amiko ity. Mitan­tara fiainana be ilay rakikira…”, hoy i Nate Tex, omaly, tetsy amin’ny Cité des Cultures Antaninarenina. Fo­toana nampahafantarany ta­min’ny fomba ofisialy ny fahatontosan’ilay rakikira faharoa io. Tsikaritra tamin’ny endrik’i […]

INDRAY MIJERY

Tranga voamarina miisa 11 mahakasika ny aretina Mpox ny alakamisy teo. Etsy Ambohidratrimo ny iray ary any Mahajanga ny 10. Mitotaly 430 ny tranga ka ny 286 no ahina ary 144 no tranga voamarina. Tsy mbola nisy ny aina nafoy. Ireo efa sitrana kosa dia tsy atahorana intsony hamindra amin’ny […]