Mois : janvier 2026

Tsipy kanetibe: Namoaka lalàna vaovao ny FIPJP

Nanomboka ny 1 janoary 2026 lasa teo, misy lalàna vaovao eo amin’ny fifaninanana tsipy kanetibe maneran-tany. Niarahan’ny Federasionina iraisam-pirenena (FIPJP) sy ny federasionina frantsay napetraka izany. Tsy maintsy mitondra fanamiana mihaja ara-panatanjahantena ireo mpilalao rehetra. Tsy ekena ny akanjo mihanjahanja, ny fanaovana pataloa rovitra na maloto. Tsy azo atao koa […]

Mpanazatra Corentin Martins : Hanavao ny fifanarahana ny fanjakana sy ny FMF

Nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré, omaly, tetsy Mahamasina, fa diso avokoa ny vaovao miely milaza fa tsy nanaiky ny hanavao ny fifanarahana i Corentin Martins satria nahena ny karamany. Nambarany tamin’ny mpanao gazety, teny an-toerana, fa ny hanavao izany no fanapahan-kevitra noraisin’ny Federasionina sy […]

VAOVAO TAMBATRA

Iray amin’ireo sahandriaka lehibe miatrika olana, ny lemak’i Bas Mangoky. Napetraka ny tetikasa Tefiala hanarenana sy hanatsarana velarantany mirefy 22 365 ha hitondra fampandrosoana ho an’ny mponina eny ifotony. Misahana azy ny minisiteran’ny Tontolo iainana (Medd) sy ny ao amin’ny Fambolena (Minae), vatsian’ny Famatsiambola iraisam-pirenena momba ny tontolo iainana (GEF) sy […]

Fifanaraham-piaraha-miasa : Tosika ho an’ny fandraharahana malagasy

Tsena lehibe anisan’ny mandray vokatra avy eto an-toerana sy hanondranana en­tana maro isan-karazany, tsy andoavana haba ary tsy misy “quotas”, ny Vondrona eoropeanina (UE). Antony nanamafisana ny fifanaraham-piaraha-miasa ara-toekarena (APE) hampiroboroboana ny fandraharahana sy ho fampivelarana ny tsenam-panondranana ho an’ny sehatra tsy miankina. Nivoitra izany nandritra ny atrikasa nataon’ny minisiteran’ny […]

Fandaharanasa Asan’Ai : Hanofana maimaim­poana tanora 1 300

Hampitombo ny tanora hiditra eo amin’ny sehatry ny asa sy hanatsara ny fahaiza-manaony ary hampitombo ny fandraisan’anjaran’izy ireo ny niomerika, hiantraika ao anatin’ny harinkarena faobe. Tetikasa karakarain’ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra (MNDPT) ny tetikasa. Araka izany, hanofana tanora maimaimpoana hatrany amin’ny 1 300, mandritra […]