Nampahafantarina, omaly, teny amin’ny Coupole, ao amin’ ny minisiteran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, ny hetsika fisoratana anarana biometrika sy ny rafitra hiantsoroka ny fanatanterahana izany manerana ny Nosy. “Natokana ho an’ny olom-pirenena feno 18 taona no ho miakatra ny fisoratana anarana, tafiditra ao anatin’ny fanavaozana ny fiankohonana sy ny fahiziana […]
Mois : janvier 2026
MTA : Atao any Frantsa ny Gasik’Art Manja
Tanterahina any France, ny 14 hatramin’ny 27 mey izao, ny Foara Gasik’Art Manja sahanin’ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana, tarihin’ny minisitra Rafaralahy Lucie. Ao amin’ny Chateaux Chambord, ao Suèvres, no handraisana ireo rehetra handray anjara amin’ny hetsika. Efa mandamina ny fandraisana azy ireo any an-toerana ny ekipan’ny minisitera ary […]
Madagascar Challenge Fund : Manome famatsiam-bola ny mpikaroka
Ny Deep, Arake ary ireo mpiara-miombon’antoka malagasy hafa nandray anjara tamin’ny famaritana ny taridalana sy ny tanjona ary ny sehatry ny Madagascar Challenge Fund. Ekipa mpikaroka sivy eto Madagasikara no nahazo famatsiam-bola ho an’ireo tetikasa hamokatra fanadihadiana sy porofo ara-tsiantifika hanampy amin’ny ady amin’ny fahantrana lalina eto amin’ny firenena. Ireo […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiatrana anio, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny mpilalao volley ball fahiny, ahitana an-dRaharimalala Léa, hamaranany ny fankalazana ny faha-50 taona nanaovany ity taranja ity. Nizotra nandritra ny 3 andro ny famaranana ny fankalazana, izay nandraisan’ny ekipa manomana ny CCCZone 7 anjara ihany koa. Fambolen-kazo any Manjakandriana no hanombohan’ny ligin’Analamanga, […]
Fihaonana sy fakan-kevitra : Nifampihaino ny MJS sy ny Federasionina
Araka ny tapaka nandritra ny fivoriana natao taorian’ny nitantanan-dRasambany Alain, minisitra, ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, tontosa omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fihaonana teo amin’ny MJS, ny federasionina isan-tsokajiny ary ireo mpanao gazety ara-panatanjahantena. Fihaonana voalohany izay kasaina hatao isan-telo volana izy ity. Tanjona ny hanatsarana ny […]




