Nisokatra ofisialy, ny sabotsy teo, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny andiany faha-12 amin’ny « XXL Smatchin Ao Tsara ». Fifaninanana basikety ho an’ny sekoly ambony. Feno hipoka ny teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina nandritra ny lanonana fanokafana ity fifaninanana ankafizin’ny maro ity. Tsy misaraka amin’ny fampisehoana sy fanentanana rahateo moa ny […]
Mois : mars 2026
SOMBIM-BAOVAO
Namoaka vaovao ny pejy tao amin’ny Fosa juniors FC, klioba avy any Boeny mifaninana amin’ny PFL, fa tsy hisy lalao amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara sy ny PFL handeha intsony any Mahajanga. Fanapaha-kevitry ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra izany. Malahelo ihany ity klioba avy any Boeny ity, saingy tsy ho […]
Barean’i Madagasikara : Ahina tsy ho raikitra ny lalao amin’i Oganda
Araka ny fikarohana natao omaly, nilaza ny vaovao iray any Oganda, Swift Sports Uganda, fa tsy ho raikitra noho ny antony tsy mazava ny lalaon’i Madagasikara sy i Oganda, izay hatao any Antalya Torkia, ny 31 marsa ho avy izao. Tafiditra amin’ny “Fenetre Fifa” ity fifanandrinana ity. Nilaza ity pejy […]
Tsipy kanetibe : Hitiliana izay hiatrika ny “Tournoi” atsy Maurice
Nisongadina ny ekipan’ny C2BA Vakinankaratra nandritra ny fanokafana ny taom-pilalaovana 2026, taranja tsipy kanetibe, ho an’ny Fédération sport-boule de Madagascar (FSBM). Nifantenana izay ho ao anaty ekipam-pirenena ny fifaninanana. Tontosa soa aman-tsara teny amin’ny Kianja Soamandrakizay, ny alahady lasa teo, ny fifaninanana fanokafana ny taom-pilalaovana 2026, taranja tsipy kanetibe. Fihaonana […]
Mpitsabo eto Madagasikara : Miantso hanavaozana ny rafitra ara-pahasalamana
Naneho ny fahavononany handray anjara amin’ny fanavaozana ny rafitra ara-pahasalamana eto Madagasikara ireo mpitsabo, malagasy, nandritra ny fihaonambe nataon’izy ireo tetsy Antaninarenina, ny 13 marsa lasa teo. Tanjona ny hananganana rafitra ara-pahasalamana marina, mahomby ary manaja ny matihanina amin’ny sehatry ny fahasalamana. Mbola maro ireo olana sedrain’ny mpitsabo ankehitriny. « Sahirana […]




