Maro ny vehivavy manana fahasarotana rehefa mitondra vohoka ka tonga amin’ny tsy maintsy hampitsaharana izany mihitsy ho fiarovana ny ainy. Mahatsiaro tena ho tsy voaaron’ny lalàna nefa ny dokotera manao ny asany. Mbola enjehin’ny lalàna eto Madagasikara ny tranga fanalan-jaza. Misy anefa ny vonjy aina mitaky maika ny fampitsaharana ara-medikaly […]
Mois : mars 2026
TARATRY ny KANTO
Andro maneran-tany ho an’ny angano sy ny Poezia, hankalazaina any Amoron’i Mania. Hisy ny hetsika izay hotontosaina ao Antamponivinany Ambositra, ny 21 marsa izao, amin’ny 9 ora maraina. Sady tafiditra amin’ny fanamarihana ny faha-10 taona nijoroan’ny Faribolana Sandratra any an-toerana izany ka hanasana ireo mpisehatra amin’ny literatiora sy ireo mpianatra […]
Fampitiavana ny vakiboky: Haverina sy havaozina ireo Clac
Niato nandritra ny 6 taona. Fantatra kosa izao fa hiverina hisokatra avokoa ireo Centres de lecture et d’animation culturel (Clac), na ireo ivontoerana famakiam-boky sy fampiroboroboana ny vakiboky, eny anivon’ireo kaominina ambanivohitra miisa 17 nisitraka izany. Izay ny votoatin’ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera sy ny Organisation […]
Madagascar Mozarteum – Mozika klasika : Hanatanteraka seho roa ny Choeur Maestria
Tafiditra ao anatin’ireo hetsika hoenti-mampivelatra ny mozika klasika, mikarakara fampisehoana an-tsehatra roa ny Madagascar Mozarteum. Ny Choeur Maestria kosa no hanatanteraka izany. Fampisehoana voalohany hiarahana amin’ny Choeur Maestria, ny 22 marsa izao, manomboka amin’ny 4 ora tolakandro, ao amin’ny Alliance Française Antananarivo, Andavamamba. Tafiditra ao anatin’ny « 25 ème Dimanche Classique » […]
VAOVAO TAMBATRA
Tafakatra 3 500 Ar ny kilaon’ny ovy eny amin’ ny tsenan’Andravoahangy. Niakatra ho 6 000 Ar ihany koa ny kilaon’ny tongolobe. Misondrotra daholo amin’ ny ankapobeny ny vidin-tsakafo eto an-dRenivohitra, amin’izao faramparan’ny fotoam-pahavaratra izao. Etsy ankilany anefa, midina ny vidim-bary, izay 700 Ar hatramin’ny 1 000 Ar ny vidin’ny iray […]




