Araka ny fanapahana n°07-HCC/D3, omaly, nankatoavin’ ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny fametraham-pialan’ireo mpikambana valo eo anivon’ny birao maharitry ny Ceni, afa-tsy ny filohany, rehefa hita ny fahabangan-toeran’izy ireo. Tamin’ny 5 marsa ny fametraham-pialana no natao, napetraka teny amin’ny HCC ny 6 marsa, araka ny fanazavan’ ny mpampakateny […]
Mois : mars 2026
GOGUETTE ALLIANCE 92 ( 11 03 2026 )
Basikety -Tanà Ville : Hangotraka ny famaranana eo amin’ny N1B
Hotanterahina ny faran’ny herinandro izao, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny lalao famaranana eo amin’ny sokajy N1B amin’ny fifaninanana eo anivon’ny seksionina Antananarivo Renivohitra, taranja basikety, taona 2026. Hangotraka ny lalao amin’io fotoana io satria klioba samy manana ny maha izy azy no hifanandrina. Ahitana ny ACA sy ny Lucadro, […]
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fanadihadiana natao tamin-dRakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby, afakomaly, hotanterahina any Kenya, ny volana mey ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina lavalava, sokajy vehivavy. Hanan-danja lehibe tokoa io fifaninanana io satria hiatrika ny « WXV II » izay voalohany amin’izany ary hanao ny « WXV III » ny […]
Baolina Kitra : Mampita mivantana ny PFL ny StarTimes
Mitohy ny fiaraha-miasan’ny vondrona StarTimes sy ny CFEM amin’ny fandefasana manontolo ny lalao baolina kitra « Play Football League (PFL) », ho an’ny taom-pilalaovana 2025-2026. Lalao hifaninanan’ireo klioba sangany eto amintsika ny PFL, hamantarana ny mpandresy, ho tompondaka nasionaly arahina amin’ny televizionina StarTimes. Mandeha mivantana isaky ny faran’ny herinandro ny lalao, amin’ny […]




