Mois : mars 2026

Fanatsarana ny zon’ny vehivavy: « Ho laharam-pahamehan’ny politikan’ny Fanjakana »

Notanterahina tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny fankalazana ofisialy ny “Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny vehivavy”, omaly. Nitarika izany ny vadin’ny filohan’ny Fanavaozana Randrianirina Elisa. Nanome voninahitra ny fotoana ny vahiny manan-kaja avy any Centrafrique. Tontosa omaly, teny Ma­hamasina  ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny ve­hivavy. Nisy ny […]