Nanolotra fanampiana 110 tapitrisa Ar ho an’ireo traboina ny fikambanan’ny orinasa sinoa. Natao ho an’ny faritra Atsinanana izany, araka ny nambaran’izy ireo raha noraisin’ny filoham-panjakana, teny Iavoloha, izy ireo ny faran’ny herinandro teo. Nambaran’ity fikambanana ity fa famaliana ny antso nataon’ny fitondrana izao. Tsy tokony hatao fitaovana hitadiavana seza ny fikambanan’ny […]
Mois : mars 2026
Ny filohan’ny RDS, Andrianirina Fetison : « Tsy fanovana anarana fotsiny ny fanavaozana »
Naneho ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny filoha nasionalin’ny antoko Roso ho an’ny demokrasia sy sosialy (RDS), Rakoto Andrianirina Fetison. Anisan’ny noresahany ny momba ireo dingana hirosoana ato ho ato. « Tsy fanovana anarana na rafitra fotsiny ny fanavaozana. Ilaina ny fananganana fitokisana vaovao eo amin’ny fitondrana sy ny vahoaka », hoy […]
Maika (t)sy faingana
Hanao ahoana ny ho tohiny sy faran’izao toe-draharaham-pirenena izao? Mbola misy ny tsy mampitovy hevitra be ihany. Eo, ohatra, ny fiarahamonina sivily na antoko sasany, miady sisika hatrany ny amin’ny tokony hisian’ny fifampidinihana sy marimaritra iraisana ny amin’izay rafitra sy fitondrana ny Tetezamita. Mba tsy handeha ila ny fanapahan-kevitra […]
Kolonely Randrianirina Michaël: « Tsy afapo amin’ny fanarenana an’i Toamasina »
Nidina tampoka tany Toamasina, afakomaly, ny Filohan’ny Fanavaozana, ny Kly Randrianirina Michaël. Diso fanantenana amin’ny fivoaran’ny asa fanarenana izy. Fanamarihana avy hatrany no nosantarin’ny filohan’ny Fanavaozana ny lahateniny, niatrika ny tomponandraikitra isan’ambaratongany, tany Toamasina, afakomaly. « Teto aho nialohan’ny fahatongavan’ny rivodoza Gezani. Vao maraina, vao lasa ny loza dia nitety […]
Akany Avoko Faravohitra : Norobain’ny olon-dratsy
Nisy nanafika, afakomaly, tokony tamin’ny 9 ora sy sasany alina, ny akany Avoko etsy Faravohitra. Tsy misy tamboho ny Akany amin’izao fotoana izao, fa fefy goailaka no nataon’ny tomponandraikitra hiarovana izany. Niditra tamin’ny alalan’izany ireo olon-dratsy ka nandroba ny entana sasany teo an-tokotany. Anisan’ny voaroba tamin’izany, ny varavaran’ny efitrano fandraisana […]




