Mois : mars 2026

Itaosy : Mpitondra moto namoy ny ainy

Maty tsy tra-drano ny raim-pianakaviana iray nitondra moto taorian’ny lozam-pifamoivoizana nahatsiravina tao amin’ny fokontany Tsarazaza, kaominina Itaosy, distrika Atsimondrano, ny alahady 1 marsa teo. Nandeha mafy io mpitondra moto io. Nifanoha-dalana taminy ny Bajaj mpitatitr’olona avy any Andrakaivo hihazo an’i Behenjy. Tsy voafehin’ilay mpitondra moto tampoka ny familiana. Nifatratra ta­min’ilay […]

Tratra tao amin’ny toby fiereny: Jiolahy roa lavon’ny zandary tetsy Mahitsy

Nirefodrefotra ny basy tetsy Mahitsy, ny alin’ny alatsinainy hifoha talata lasa teo. Notratrarin’ny zandary tao amin’ny toby iray fiereny ireo jiolahy tamin’io fotoana io. Raikitra ny fifanjevoana ary lavo nandritra izany ny roa. Anisan’ny malaza amin’ny asa ratsy ataon’ny jiolahy ny eny amin’ny faritr’i Mahitsy sy ny manodidina. Ahitana tranga […]

Tsipy kanetibe : Nihazo an’i France i Lova sy Tiana

Nanainga omaly, nihazo an’i France, Rakotoarisoa Lova Satamandimby sy Raza­na­drakoto Tiana Laurens (Tonnerre) hiatrika ny famaranana lehibe amin’ny “Passion pétanque française” (PPF 2026), taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana hotanterahina ny sabotsy 7 sy alahady 8 marsa ho avy izao, ao amin’ny Bou­lodrome Douaisis. Anisan’­ireo hiatrika izany i Madagasikara, ka hiaro ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Notontosaina tao amin’ny Kianja mitafo Mahamasina, ny lalao famaranan’ny hetsika « Ma-Hery Futsal » andiany voalohany, izay nokarakarain’ny fikambanana Fief-Mada. Nandrombaka ny laharana voalohany sy nahazo ilay lelavola 2 tapitrisa Ariary ny Oniversite Isecom. Teo amin’ny vehivavy kosa, nahazo ny amboara ny Oniversiten’ny ISFPS Leader. Tsia­hivina fa nahatratra 22 ireo ekipa nandray […]