Maherin’ny 23,9% ny tahan’ny fanafarana sakafo nataontsika ny taona 2025, araka ny tarehimarika navoakan’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Misongadina manokana ny vary izay tafakatra hatrany amin’ny 761 872 taonina. Kely ny vokatra teto an-toerana, ny taona 2024 ka nampitombo ny vary nafarantsika. Antony mahatonga ny rafi-pahefana nasionaly misahana ny fepetra […]
Mois : mars 2026
Fambolena: Mila aparitaka ny teknika agroekolojia
Nankalazaina ny 20 sy 21 marsa teo, tetsy amin’ny zaridainan’Antaninarenina, ny Andron’ny vehivavy sy ny agroekolojia. Lohahevitra noraisina ny hoe : «Vehivavy, andry iray ho fanavaozana ny famokarana amin’ny alalan’ny teknika agroekolojika». Nikarakara azy ny Fitantanam-paritry ny Fambolena sy ny fiompiana (DRAE) Analamanga, eo ambany fiahian’ny minisitera foibe Minae. Nandray […]
Faritra Atsimo: Antoky ny fanjarian-tsakafo ny fambolena apemba, bajijy ary voanjo
Marefo ny rafitra ara-tsakafo raha tsy mahazaka ny fiovan’ny toetr’andro ny voly. Anisan’ny vahaolana any atsimo hiatrehana izany ny fambolena apemba, bajijy ary voanjo. Tafapetraka ny 18 marsa teo ny fiaraha-miasa ao anatin’ny fandaharanasa Defis. Eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), vatsian’ ny Fida vola. Tanjona ny […]
FANTINA sy FINTINA
“Tsy miady seza fa miasa ny antoko Malagasy miara-miainga”, hoy ny filoha nasionaly, Andrianainarivelo Hajo, ny herinandro teo. Nambarany fa tafiditra amin’ny fanohanana ny fitondram-panjakana ho fampandrosoana ny firenena izany. «Voalohany nitaky ny fanavaozana ny filoham-panjakana fa isika kosa no faharoa», hoy izy. Tokony handray anjara amin’ny fanapahan-kevitra ny vehivavy, […]
Governemanta vaovao : Raikitra ny ady varotr’ireo mpanao politika
Hampahafantarina, anio, raha tsy misy ny fiovana ireo ho mpikamban’ny governemantan’ny Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana. Maromaro ireo antoko politika nanao adisisika amin’ny hahazoana toerana amin’izany ary efa nihaona tamin’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël teny Iavoloha, ny herinandro teo. «Nafotaka ny fifandresen-dahatra tamin’izany. Tao ireo nangataka ny hitazonana amin’ ny toerany […]




