Mois : mars 2026

Jeneraly Ramakavelo Désiré: “Efa nanapotika firenena ny fiaraha-mitantana”

Naneho ny heviny manoloana amin’izao hijoroan’ny governemanta izao ny Jly Ramakavelo Désiré. Notsiahiviny tamin’izany ny tantara. “Sahy handika ny baikon’ny Vondrona afri­­kanina sy ny Sadc ve ny Praiminisitra amin’ izao? Satria napetraka sy na­bariba­rin-dry zareo hoe mila fiaraha-mitantana. Sahy hanohitra an’ izay ve izy aloha”? Io ny fanehoan-kevitry ny minisitry […]

Sasa-miandry

Vita kosa angamba izy izay? Andrasana, anio, araka ny tenin’ny Filoham-panjakana ny anaran’ny olona handrafitra indray ny governemanta vaovaon’ny fanavaozana. Asa iza no ho afa-panadinana ao? Iza no manam-bitana hamerina kilasy, ka ho afaka ny hanatevim-pahalalana indray? Miankina amin’ny mpanadina ny zava-drehetra. Raha ny tsilian-tsofina mandeha, efa anatin’ny fandinihana ny […]

Savate boxe française – Journée internationale: une centaine de participants attendus à Mahamasina

Madagascar s’apprête à célébrer la Journée internationale de la savate, un rendez-vous incontournable pour les passionnés de boxe française à travers le monde. Officiellement fixée au 23 mars, cette date revêt une importance particulière pour la Fédération Internationale de Savate (FiSav) qui vient de célébrer son 40e anniversaire l’an dernier. […]