Ankizy lahy, 13 taona, manana toe-tena varira no maty notapahin-doha tany Antananivony, Marovoay, ny sabotsy alina teo. Lasan’ireo olon-dratsy ny lohany. Tsy mbola misy tratra ireo nahavanon-doza. Tsy fandriampahalemana, mirongatra ny famonoana sy fanapahan-doha zaza varira eto amin’ny Nosy. Lasibatry ny famonoana tamin’ny fomba feno habibiana ny ankizy lahy, 13 […]
Mois : mai 2026
Sitraka Alban – ferriste
Iray eny an-kianja : Maimaimpoana ny an’ireo any amin’ny faritra
Nihaona tamin’ny mpanao gazety, tetsy amin’ny Kianja Barea, omaly, ireo mpikarakara ny hetsika “Iray eny an-kianja”. Lalao ara-panatanjahantena hifanandrinan’ny haino vaky jery. Nambaran’ireo tomponandraikitra fa tsy miova ny daty hanatontosana ny fihaonana fa ny sabotsy 6 jona ho avy izao, ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Mampiavaka ity andiany ity, natao maimaimpoana […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio, ny fampivondronana ireo vehivavy mpilalao baolina kitra miisa 37 mirahavavy, hiatrika ny fifantenana ny ho Barea Ladies. Hifandona amin’i Soudan du Sud, ny 6 sy 9 jona ho avy izao, any Soudan, ihany. Marihina fa tsy mbola nampahafantarina ny anaran’ireo mpilalao sy izay ho mpanazatra. Midona amin’i Afrika […]
Fibatana fonjamby-Afrika : Medaly 14 noraofin’ny Malagasy
Niraradraraka ny medaly ho an’i Madagasikara, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja fibatana fonjamby, natao tany Egypte. Medaly 14 be izao no azon’ny Malagasy, raha toa ka atleta 6 monja no nisolo tena an’i Madagasikara. Volamena ny 6 tamin’ireo medaly azon’ny Malagasy ireo ka Andriatsitohaina Tojo, teo amin’ny sokajy […]




