Mois : mai 2026

Baolina kitra – PFL : Hafana ny fihaonan’ny Fosa Juniors sy ny Disciples FC

Hotontosaina amin’ity faran’ny herinandro ity ny lalao ampahefa-dalana mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL). Tsontsorimamba isarahana ny an’ireo ekipa 8 manohy ny fifaninanana, amin’ity. Hotanterahina anio sy rahampitso alahady ny lalao ampahefa-dalana mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra na ny […]

Andro iraisam-pirenen’ny Paramedy : Tolotra maimaimpoana maro tao Toamasina

Any Ambovombe Androy no ivon’ny fankalazana nasionaly ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny mpitsabo mpanampy ( Infirmier- Infirmiere) eto amin’ny Nosy, raha manatrika an’izany any ivelany kosa ny filoha nasionaly . Tsy diso anjara amin’izany fankalazana makotrokotroka izany ny eto Toamasina ary niavaka tamin’ny fomba fankalazana rehetra teo aloha. Vao maraina, […]

Minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga: Tafapetraka ny sekretera jeneraly vaovao

10 andro aty aoriana, vita soa aman-tsara omaly, ny fifamindran’asa eo amin’ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ ny Jono sy ny toekarena manga. Tsy nahasakana ny famitana izany ny savorovoro vao maraina sy ny sakana nataon’ ny mpiasa sasany sy ny sendikà. Tanteraka ihany! Nandray ny toerana maha sekretera jeneraly vaovao ny […]

INDRAY MIJERY

Notanterahina teny Ankatso, tamin’ity herinandro ity, ny fanolorana ampahibemaso ny vokatry ny dinika momba ny “Fanavaozana ny Repoblika” sy ny boky mirakitra ny fehin-kevitra natolotra ho an’ny fitondram-panjakana. Namolavola izany ireo mpampianatra mpikaroka ao amin’ny Fakiolten’ny Teny aman-tsoratra sy ny siansa maha olona (FLSH). Ho fandraisan’izy ireo anjara amin’ny fananganana […]

Rejisitra sosialy tokana : Tokantrano 7 785 000 no hatao firaketana

Nosantarina omaly, tetsy amin’ny Parvis Analakely, ny fanamarihana ny Iray volan’ny fiahiana sosialy izay nifanindran-dalana amin’ny Andron’ ny fianakaviana. Niarahana tamin’ny minisiteran’ny Mpo­nina sy ny firaisankina, notarihin’ny minisitra, Rakotoniaina Voanginirina Cathia, izany. Rejisitra sosialy tokana (RSU) no lohahevitra voizina. Mbola maro ireo fianakaviana miady mafy amin’ny fiainana. Fitaovana stratejika amin’ny […]