Notanterahina, omaly, teny amin’ny Havoria Anosy, ny fanomezana loka ny mpifaninana nisongadina tamin’ny fifaninanana famokarana fandaharana sy fanadihadiana momba ny fanaovam-baksiny. Nokarakarain’ny Unicef sy ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ary ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina izy io. 48 ny sanganasa voarain’ny mpikarakara avy amin’ny orinasan-tserasera manerana ny Nosy. Fepetra nitsarana ny […]
Mois : mai 2026
35 taonan’ny MNP : Hisongadina ny fanatsarana ny fitantanana ireo valanjavaboahary
Marolafy ny vina entina hanamarihina ny faha-35 taonan’ny Madagascar National Parks. Hampitomboina ny ezaka fanatsarana ny fitantanana ireo valanjavaboahary. Hirosoana koa ny fitantanana niomerika… “Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-35 taonan’ny Madagascar National Parks (MNP), maro ireo hetsika sy vina hanasongadinana ity tsingerin-taona ity”, hoy ny fanazavana nentin’ny tale jeneraly, Rakotoarisoa […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitohy ny fanamboarana ny lalana tena ratsy eo Andranofasika, RN4, hatrany Ambatoboeny (RN33b). Mirefy 20 km ity lalana harenina ity. Toraka izany koa ny amin’ny RN4, eo Ambondromamy hatrany Andranolava. Vola avy amin’ny Tahirimbola ho an’ny lalana (FR) no hanatanterahana ireo asa ireo. Hanamora ny fivezivezen’ny mponina sy ny vokatra […]
Orange Madagascar: Fitetezam-paritra hanakaikezana ny mpanjifa
Zava-dehibe ho an’ny Orange Madagascar ny manamafy ny fifandraisany amin’ ny mpanjifa. Paikady nanatanterahiny izany ny fitetezam-paritra “Roadshow”, hetsika notarihin’ny Tale jeneralin’ny orinasa, Aminata Ndiaye, tany amin’ny faritra avaratry ny Nosy, tao Nosy Be sy Antsiranana, ny alahady teo. Nisy ny fifanakalozan-kevitra mivantana sy malalaka niarahana tamin’ireo mpanjifa sy orinasa […]
toamasina – Angovo : Ho antoky ny fampandrosoana
Mazava ny paikadin’ny Tetikasa Volobe II CGHV (Compagnie générale d’hydroéléctricité de Volobe, II). Ny fahaleovantena amin’ny angovo no antoka hampandrosoana an’i Toamasina. Fantatra izany nandritra ny atrikasa nokarakarain’ny laboratoara Fidepa, ny alatsinainy 11 mey teo. Andrasan’ny CGHV, ny Spat, ny Oniversiten’i Toamasina ary ny Antenimieran’ny varotra ireo fiarahamonim-pirenena sy mpandraharaha […]




