Nitsidika ara-pomba fifanajana ny Praiminisitra, Rajaonarison Mamitiana, teny Mahazoarivo, omaly, ny ambasadaoron’i Korea Atsimo, i Ji- Hyun Park. Nohamafisiny, tamin’izany, ny fahavononan’i Korea Atsimo hanohana ny fitondrana Fanavaozana amin’ny fanarenana an’i Madagasikara. Voaresaka koa ny fanatsarana ny tontolon’ny fandraharahana ifandraisan’ny firenena roa tonta. Misy antony fa tsy tongatonga hoazy ny […]
Mois : mai 2026
Razafimahefa Herimanana : “Ny fitiavan-tseza tafahoatra no tena olana eto”
“Ny tena zava-doza, izay tonga eo amin’ny fitondrana, misy ny fitiavan-tseza tafahoatra sy ny tsy fitsinjovana ny maro an’isa. Izay no tena olana. Manao izay mahatsaratsara ny fiainany sy ny fianakaviany izay tonga eo”. Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny Antenimierandoholona teo aloha sady filohan’ny antoko Fanarenana, Razafimahefa Herimanana, manoloana ny […]
Hafakely ilay Malagasy
Tena tsy mbola nisy tato anatin’ny 60 taona ara-bakiteny ny ankamaroan’ny zava-mitranga amin’ny tontolo politika eto Madagasikara! Taiza no misy fanendrena mpiasam-panjakana ambony, vao tsy miely akory ny vaovao dia efa manebaka eny amin’ny tambajotran-tserasera ny mpiasa. Mahatonga saina sy mampametra-panontaniana ny zava-miseho? Tombontsoa goavana manao ahoana loatra ny ao […]
Mediatiora : Miara-miasa hanamafisana ny demokrasia i Alemaina
Nihaona tamin’ny Mediatioran’ny Repoblika ny ambasadaoron’i Alemaina, omaly, teny Isoraka. Nivoitra, nandritra izany, ny fiaraha-miasa hanamafisana ny demokrasia eto Madagasikara. Fiaraha-miasa amin’ny fitondrana tsara tantana, fitandroana zon’olombelona, fampandrosoana maharitra… Ireo no fototry ny dinika nihaonan’ny ambasadaoron’ny Repoblika Federalin’i Alemaina eto Madagasikara, i Oliver Knoerich, tamin’ny Mpiahy an-drariny ny vahoaka na […]




