Mois : mai 2026

TSELATRA

Nidiran’ny olon-dratsy ny tokantrano iray teny amin’ny Bibilava, fokontany Ambohipo,  boriborintany faharoa, omaly maraina. Voaroba ny vola 700 000 Ar niampy solosaina. Tsy nisy nahatsikaritra ny fidiran’ireo mpanao ratsy ny olona tao an-trano. Ahina ho tamin’ny 1 hatramin’ny 3 ora maraina no nanaovan’ireo mpangalatra io asa ratsy io. Jiolahy raindahiny iray […]

Telo mianaka nolerana antsy: Voasambotra ilay nahavanon-doza

Notanana vonjimaika any am-ponja, omaly, ilay raim-pianakaviana nanindrona antsy ny renin-janany sy ny zanany vavikely miisa roa, tao amin’ny fokontany Tsararano ambany, kaominina Maha­janga. Nisaraka nandritra ny efa-bolana izy mivady ka nifindra nonina tany amin’ny rahavaviny ilay renim-pianakaviana sy ny zanany, hoy ny loharanom-baovao. Tonga tampoka tao amin’io trano nisy […]

Fitakiana fisotroan-dronono : Miantso fifampiresa­hana ny minisitera

Valin-kafatra. Nitondra fanazavana manoloana ny fitakiana ny fisotroan-dronono sy fanomezana fe-potoana 48 ora ny fitondram-panjakana ny minisiteran’ny Foloalindahy, omaly, tao Antsirabe. Nitondra fanazavana sy niantso fifanatonana ny minisitra, ny Jly Razafitombo Maminirina. « Tsy ao anatin’ny kitapombolam-panjakana izany ary tsy zon’izy ireo », hoy izy. Notsiahiviny fa nanome tambiny ny mpiasam-panjakana ny […]