Mois : juin 2026

Mahajanga-CRRA : Hananganana fomba fiasa manara-penitra

Tanterahina any Maha­janga, hatramin’ny zo­ma, ny atrikasa fananganana fitsipika sy fomba fiasa manaraka ny fenitra eo anivon’ny foibe fiantsoana CRRA. Fantatra fa natsangana eo anivon’ny minisiteran’ny Fa­ha­salamam-bahoaka ny Fita­leavan’ny foibe fanampiana ara-pitsaboana vonjy taitra (DCamum), tafiditra ao anatin’ny fampandrosoana ny rafitra fikarakarana ara-pahasalamana mialoha ny fidirana ho­pitaly eto Madagasikara. Mandray […]

Indray mijery

Efa misandrahaka ny oniversitem-paritra, toy ny any Sava, Mandritsara, Antsohihy, Menabe, Anosy, Ampanihy, Antsirabe, Itasy… Efa miasa sy mandray mpianatra avokoa izy ireny. Centre regional no nisy tany am-piandohana. Rehefa nitombo ny isan’ny mpianatra dia navadika ho lasa oniversite mahaleo tena tanteraka. Momba ny fanadinana bakalorea, ao anatin’ny fanomanana tanteraka […]

Fitaovana fitarafana : Nohamafisina ny traikefa amin’ny fikojakojana

Miofana momba ny fitantanana sy fikojakojana ny fitaovana fitarafana, “radiographie”, ny mpikirakira izany, iarahana amin’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka sy ireo mpiara-miombon’antoka. Mifandraika amin’ireo fitaovana “radiographie” miisa 50, novatsiana sy napetraka any amin’ireo hopitaly (CHU-CHRR-CHRD) manerana ny Nosy, ny fiofanana. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa « PPSB ». Laharam-pahamehana ny hanamafisana ny traikefan’ireo tomponandraikitra amin’ny […]

Fampianarana ambony : Narindra ny tohana entin’ny mpiray ombon’antoka

Nanatanteraka atrikasa ny minisiteran’ny Fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, omaly, teny Fiadanana. Nentina nandrindra ny tohana entin’ireo mpiara-miasa izany. Nandray anjara avokoa ny oniversite miankina amin’ny fanjakana sy ny IST telo, miaraka amin’ny masoivoho maro, ireo tomponandraikitry ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena, toy ny Pnud, AUF, AFD… « Tanjona ny handrindrana […]