TSELATRA

Naratra nianjeran’ny tamboho ny mpandalo iray teny Tsarafara, kaominina Sabotsy Namehana, ny sabotsy 31 janoary teo.
Olona telo maty taorian’ny fivadihan’ny kamiao tao Andrenarivo Ambinanindovoka, kaominina Ambalavao, ny marain’ny sabotsy 31 janoary teo.
Tovolahy vao erotrerony, mpianatra, hita faty tao anaty rano tsy lavitra ny tohodrano ao Andrainjato, afakomaly.

Partager sur: