Ahemotra amin’ny daty tsy mbola fantatra ny fitsarana an-dRakotomanga Rina, raha ny nambaran’ny mpitsara omaly, teny amin’ny Pac 67 Ha. Mbola misy tatitra andrasan’ny eo anivon’ny fampanoavana. Namoahana didy koa ny hanaovana fanadihadiana ny orinasa Air Madagascar any Toamasina. Olona telo nahazo fahafahana vonjimaika. Raha tsy nahazo izany kosa i Jerry Victor sy Rakotomanga Rina.





