Auteur/autrice : Adnews

Fakana an-keriny : tovovavy 20 taona, natakalo 900 000 Ar

Nalaina an-keriny ny tovovavy 20 taona, ny sabotsy lasa teo. Nitaky vola tamin’ny finday ny olon-dratsy ka nandoa ny fianakaviana. Votsotra ny takalonaina. Olona efatra voasambotra. Nanolotra vola mitentina 900 000 Ar ny ray aman-drenin’ny tovovavy iray vao navotsitr’ireo olon-dratsy ny zanany vavy tao amin’ny kaominina Alakamisy/ Ambohimaha, distrikan’i La­lan­gina, ny alahady […]