Auteur/autrice : Adnews

WWF: manana ny lanjany amin’ny fiarovana ny tontolo mananaina ny tanora

Manome vahana ny tanora malagasy ny WWF, amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny zava-mananaina. Tohanana izy ireo, mba hanana fahaiza-mitarika eo amin’ny fiarahamonina. Araka ny antontanisa na­voakan’ny rafitry ny Fi­renena Mikambana mi­sahana ny mponina (UNFPA), latsaky ny 25 taona ny 2/3-n’ ny Malagasy (64%). Latsaky ny 15 taona ny […]

FANTINA sy FINTINA

Namangy ireo naratra teny amin’ny HJRA ny avy amin’ny fiadidiana ny Repoblika sy ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ary ny eo anivon’ny minisiteran’ny Tontolo iainana omaly. Nitondra fanampiana ara-bola sy kojakoja ary fitaovana samihafa ho an’ireo naratra, manaraka fitsaboana, taorian’ny tranga niseho tetsy Mahamasina izy ireo. Nitsidika ny Rova ny filoha maorisianina, […]

Fanaterana dosie eny amin’ny HCC : tsy mbola nanatitra ny anto-bola i Annick Ratsiraka

Mbola miahiahy! Tafape­traka ny sabotsy teo ny an­ton­tan-taratasy filatsahan-kofidin’ ny kandidà Annick Ratsi­raka avy amin’ny Arema. Nisolo tena azy teny amin’ny HCC Ambo­hi­dahy ny Pr Ange Andriana­risoa. Nambaran’ izy ireo fa tsy nahitana olana ny fanangonana ny antotan-taratasy sy ny fanarahana ny pitsopitsony, takin’ny lalàna. Na izany aza, mbola an-dalam-pandinihana […]

Madinika mandinika

  Ao anatin’ny fifidianana tanteraka izao; eny, na eo aza ny tsikera etsy sy eroa, na fanaratsiana, fanakiviana. Toy ny fandraisana ny lalaon’ny Nosy io? Tsy miandry ny tsy afaka na tsy te handeha. Amin’izao, eo hatrany ny fampitahorana ny mety hisian’ny korontana politika mialoha sy mandritra ary aorian’ny fifidianana. […]

Rajaonarimampianina Hery : kandidà filoham-pirenena faha-13 nanao fanambarana

Tapaka nandritra ny roa andro tetsy Andraharo ary nambara ofisialy fa kandidàn’ny HVM, amin’ny fifidianana ny filoham-pirenena, Rajaonarimampianina Hery. Miisa 13 izany izao ireo kandidà nanambara ny fahavononany hirotsaka. “Latsaka an-katerena ny firenena ka mila fanavotana amin’ny fomba matotra sy anaty fitoniana. Hovaliko ny antsoantsonareo ka nanapahako hevitra fa hilatsaka […]