Auteur/autrice : Adnews

Tily eto Madagasikara : nampihaona skoto 1 500 ny lalao nasionaly Tendro

1 500 ny tily eto Madaga­sikara mandray anjara amin’ ny lalao nasionaly Tendro. Maharitra hadimiana ny lalao. Tanjona amin’izany ny hano­sika hatrany ny kolontsaina skoto sy hanaovana tombana ny vokatry ny fanabeazana skoto tao anatin’ny telo taona farany, hoy ny fanazavan’ny tomponandraikitra. Efa nifa­rana ny talata lasa teo ny he­tsika, […]

INDRAY MIJERY

Hisy ny fihaonambe fampivondronana ny mpiasa, karakarain’ny Fiombonamben’ny sendikàn’ny mpiasa malagasy(FSMM), rahampitso, ao amin’ny «Cathé­drale DEGS», oniversiten’Antananarivo. Ny mpiasa mivondrona ao amin’ireo sendikà manerana ny Nosy no mpamokatra sy mampihodina ny firenena ka tsy azo ekena intsony ny fanaovana ankilabao azy ireo. Ny varatraza malefaka no handrafitra ny toetry ny […]

Cntemad-Fizaran’asa : hifarana ny 22 septambra ny fandraisana ny tatitra

Nanambara ny tomponandraikitry ny ivontoerana misa­hana ny fampianarana ampitain-davitra (Cntemad) eto Madagasikara fa hifarana ny 22 septambra ho avy izao ny fandraisana ny tatitra nataon’ny mpianatra L3 nandritra ny fiza­ran’asa teny anivon’ny orinasa nosafidiny. Fepetra takina hisitrahana ny mari-pahaizana “Licence” ny famolavolana tatitra. Ho an’ny lalam-piofanana Toekarena sy Lalàna, tsy […]

Fampianarana ambony : manampy ny fisafidianana lalam-piofanana ny fitsidihana hairanty

Efa nivoaka avokoa ny valim-panadinana bakalorea 2023 ho an’ny faritany enina ary samy mieritreritra ny zavatra tiany hirosoana eny amin’ny fampianarana ambony ireo tanora nahazo mari-pahaizana. Ho an’ny oniversite miankina amin’ny fanjakana, tsy mbola nifarana ny taom-pianarana 2022-2023 noho ny fitokonan’ny mpampianatra mpikaroka. Oniversite telo : eto Antananarivo, Fia­narantsoa ary Antsiranana […]

Fifidianana filoham-pirenena: vehivavy kandidà fahatelo, Rasolofonoroniaina Julia Mickaëlle

Kandidà fahatelo nanambara fa anisan’ireo hirotsaka amin’ny fifidianana filoham-pirenena, Rafolofonoroniaina Julia Mickaëlle (Mishah) taorian’i Masy Goulamaly sy Annick Ratsiraka. « Fitiavan-tanindrazana no tena nanosika ahy hanapa-kevitra hijoro ho an’ny firenena fa tsy fitiavan-tseza. Tsy kilalao ny fiainam-bahoaka satria firenena no resaka eto », hoy izy. Nambarany fa raha hiaina amina kajikajy politika […]